
Ampefy : Excursion Inoubliable | 1 Journée de Rires et Souvenirs
Mankasitraka tanteraka anareo nametraka fahatokisana tamin'ny Fy Travel tamin'ny excursion tany Ampefy tamin'ny Sabotsy 01 Aogositra lasa teo! Finaritra sy faly izahay niara-niaina izany andro feno tsiky sy fahatsiarovana kanto izany taminareo. DATES MANARAKA : Samedi 08 Août / Dimanche 09 Août Samedi 15 Août / Dimanche 16 Août TARIF : 30.000 Ar fotsiny ! (Transport A/R + Droits d'entrée rehetra + Guide + Shooting ) PLACES LIMITÉES : Efa misy mamandrika sahady ny toerana, koa aza miandry hariva! RÉSERVEZ VOTRE PLACE EN 1 CLIC : Tsindrio ny "Envoyer un message" (Inbox) Na miantsoa mivantana : 034 32 512 40 na 034 77 801 94 Voir moins Mankasitraka tanteraka anareo nametraka fahatokisana tamin'ny Fy Travel tamin'ny excursion tany Ampefy tamin'ny Sabotsy 01 Aogositra lasa teo! Finaritra sy faly izahay niara-niaina izany andro feno tsiky sy fahatsiarovana kanto izany taminareo. DATES MANARAKA : Samedi 08 Août / Dimanche 09 Août Samedi 15 Août / Dimanche 16 Août TARIF : 30.000 Ar fotsiny ! (Transport A/R + Droits d'entrée rehetra + Guide + Shooting ) PLACES LIMITÉES : Efa misy mamandrika sahady ny toerana, koa aza miandry hariva! RÉSERVEZ VOTRE PLACE EN 1 CLIC : Tsindrio ny "Envoyer un message" (Inbox) Na miantsoa mivantana : 034 32 512 40 na 034 77 801 94 Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




