Ampefy : Chutes de la Lily & Geysers | Évasion Nature Inoubliable

Ampefy : Chutes de la Lily & Geysers | Évasion Nature Inoubliable

Ampefy
Publié le: 2026-08-03
Publié par: Go To Travel
+261329214696
+261386709614

AMPEFY - CHUTE DE LA LILY 2 Samedi 08 Août Samedi 15 Août Dimanche 16 Août Te hiala sasatra sy hankafy zavaboary mahafinaritra ao anatin’ny iray andro? Tongava hiaraka aminay hitsidika an’i Ampefy! TOERANA 3 BE IZAO NO TSIDIHINA : Les Geysers d’Ampefy • Massage à l’argile naturelle • Manampy amin’ny fikarakarana hoditra sy mampisokatra maso-koditra Chute de la Lily I • Tyrolienne (non inclus) • Kayak (non inclus) Chute de la Lily II • Riandrano miavaka sy mahafinaritra • Randonnée kely ho an’ireo tia natiora SARANY : 32 000 Ar / olona Ho an’ny étrangers : +10.000 Ar / olona TAFIDITRA AO : Transport aller-retour Guide touristique professionnel Ambiance tsara sy fahafinaretana mandritra ny dia FANDAHARAM-POTOANA : Toerana fiaingana : Tranombokim-pirenena Anosy Appel anarana : 06h15 Fiaingana : 06h30 Excursions hafa amin’ny volana Août : 09 Août (Dimanche) : Greenland Park & Temple Xizu 15 Août (Samedi) : Mantasoa & Mandraka 15 Août (Samedi) : Temple Xizu & Saha Save 16 Août (Dimanche) : Randonnée Andranotroraha 22 Août (Samedi) : Mantasoa & Mandraka 29 Août (Samedi) : Temple Xizu & Saha Save Mety ho an’ny : Fianakaviana • Groupes • Namana Itaosy Betavoangy Ambony 038 67 096 14 WhatsApp : +261329214696 gototravelmada@gmail.com #Ampefy #VoyageMadagascar #WeekendTrip #LilyFalls #GeysersAmpefy #GreenlandPark #TempleXizu #Mantasoa #Andranotroraha Voir moins AMPEFY - CHUTE DE LA LILY 2 Samedi 08 Août Samedi 15 Août Dimanche 16 Août Te hiala sasatra sy hankafy zavaboary mahafinaritra ao anatin’ny iray andro? Tongava hiaraka aminay hitsidika an’i Ampefy! TOERANA 3 BE IZAO NO TSIDIHINA : Les Geysers d’Ampefy • Massage à l’argile naturelle • Manampy amin’ny fikarakarana hoditra sy mampisokatra maso-koditra Chute de la Lily I • Tyrolienne (non inclus) • Kayak (non inclus) Chute de la Lily II • Riandrano miavaka sy mahafinaritra • Randonnée kely ho an’ireo tia natiora SARANY : 32 000 Ar / olona Ho an’ny étrangers : +10.000 Ar / olona TAFIDITRA AO : Transport aller-retour Guide touristique professionnel Ambiance tsara sy fahafinaretana mandritra ny dia FANDAHARAM-POTOANA : Toerana fiaingana : Tranombokim-pirenena Anosy Appel anarana : 06h15 Fiaingana : 06h30 Excursions hafa amin’ny volana Août : 09 Août (Dimanche) : Greenland Park & Temple Xizu 15 Août (Samedi) : Mantasoa & Mandraka 15 Août (Samedi) : Temple Xizu & Saha Save 16 Août (Dimanche) : Randonnée Andranotroraha 22 Août (Samedi) : Mantasoa & Mandraka 29 Août (Samedi) : Temple Xizu & Saha Save Mety ho an’ny : Fianakaviana • Groupes • Namana Itaosy Betavoangy Ambony 038 67 096 14 WhatsApp : +261329214696 gototravelmada@gmail.com #Ampefy #VoyageMadagascar #WeekendTrip #LilyFalls #GeysersAmpefy #GreenlandPark #TempleXizu #Mantasoa #Andranotroraha Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks