Voyage Inoubliable : Tana, Malaisie & Chine | 13 Jours d'Aventure

Voyage Inoubliable : Tana, Malaisie & Chine | 13 Jours d'Aventure

Malaisie
Publié le: 2026-05-11
+261382877758

Voyage Organisé Tàna - Malaisie Chine Guangzhou Maurice 3 Pays 6 Juillet au 18 Juillet 2026 = 13 Jours Tarif: 11.558.000 ariary par personne adulte Enfant 2 ans à 11 ans = 90% Bébé moins de 2 ans = 30% 9 Places Disponibles Réservation = acompte 50% Ny Compris ao anatin'io : Billet d'avion Mandroso sy Miverina Air Mauritius Avion Confortable Tsara Ny Droit de Visa + Assistance Visa Hôtel atorina mandritrin'ny séjour manontolo Misy Guide Accompagnateur Malagasy mitondra avy aty Madagasikara sy mitondra mandritrin'ny séjour manontolo ary mitondra miverina aty Madagasikara Misy Transitaire mikarakara ny fandefasana ny entana rehetra izay vidina any chine alefa aty Madagasikara Efa misy Cargo mpiara-miasa akaiky aminay ahazoana prix frais'na entana mora indrindra ra samy Cargo , tsy efaina ny frais'ny entana sy ny Dédouanement ra tsy tonga aty Antananarivo ilay entanareo Ny Transport'nao mandritrin'ny séjour mandeha Voiture Privée Sauf programme personnel Rano sotroina 2 bouteilles par jour par personne rehefa any chine Ny aller Escale une nuitée ao Malaisie, Mivantana ao amin'na Hôtel 4 étoiles misy Piscine any ambony Tafo no sady mitsangatsangana mijery ireo Tour Petronas ( Tour Jumellée avo indrindra eran'izao Tontolo izao) , Mitsidikan'izany Streetfood Malaza be ao KUALA LUMPUR Jalan Alor sy Bukit Bintang Escale une nuitée ao Maurice ny retour no sady mitsangatsangana makany amin'ny Caudan Water front, mahita an'ireo Allée des Parapluies maroloko, Toerana malaza indrindra ao Nosy Morisy Hôtel avec Piscine any Grandbaie no ivantanana ao Maurice, Petit-déjeuner Buffet efa Compris Ny tsy compris ao anaty tarif: Sakafo / Besoins personnels/ Transport ra misy Programme mitokana tsy miaraka amin'ny Groupe / Carte sim NB: Manana droit mitondra Bagages anakiroa x 23kg ianareo rehefa mody Les 58 ème Visiteurs #Voyage_en_couleur Gracy Lil'Gerve Lavalava Député Fb Emmanuel Harivelo Voir moins Voyage Organisé Tàna - Malaisie Chine Guangzhou Maurice 3 Pays 6 Juillet au 18 Juillet 2026 = 13 Jours Tarif: 11.558.000 ariary par personne adulte Enfant 2 ans à 11 ans = 90% Bébé moins de 2 ans = 30% 9 Places Disponibles Réservation = acompte 50% Ny Compris ao anatin'io : Billet d'avion Mandroso sy Miverina Air Mauritius Avion Confortable Tsara Ny Droit de Visa + Assistance Visa Hôtel atorina mandritrin'ny séjour manontolo Misy Guide Accompagnateur Malagasy mitondra avy aty Madagasikara sy mitondra mandritrin'ny séjour manontolo ary mitondra miverina aty Madagasikara Misy Transitaire mikarakara ny fandefasana ny entana rehetra izay vidina any chine alefa aty Madagasikara Efa misy Cargo mpiara-miasa akaiky aminay ahazoana prix frais'na entana mora indrindra ra samy Cargo , tsy efaina ny frais'ny entana sy ny Dédouanement ra tsy tonga aty Antananarivo ilay entanareo Ny Transport'nao mandritrin'ny séjour mandeha Voiture Privée Sauf programme personnel Rano sotroina 2 bouteilles par jour par personne rehefa any chine Ny aller Escale une nuitée ao Malaisie, Mivantana ao amin'na Hôtel 4 étoiles misy Piscine any ambony Tafo no sady mitsangatsangana mijery ireo Tour Petronas ( Tour Jumellée avo indrindra eran'izao Tontolo izao) , Mitsidikan'izany Streetfood Malaza be ao KUALA LUMPUR Jalan Alor sy Bukit Bintang Escale une nuitée ao Maurice ny retour no sady mitsangatsangana makany amin'ny Caudan Water front, mahita an'ireo Allée des Parapluies maroloko, Toerana malaza indrindra ao Nosy Morisy Hôtel avec Piscine any Grandbaie no ivantanana ao Maurice, Petit-déjeuner Buffet efa Compris Ny tsy compris ao anaty tarif: Sakafo / Besoins personnels/ Transport ra misy Programme mitokana tsy miaraka amin'ny Groupe / Carte sim NB: Manana droit mitondra Bagages anakiroa x 23kg ianareo rehefa mody Les 58 ème Visiteurs #Voyage_en_couleur Gracy Lil'Gerve Lavalava Député Fb Emmanuel Harivelo Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks