Manambato : Vacances en Famille & Découverte des Gidro à Palmarium !

Manambato : Vacances en Famille & Découverte des Gidro à Palmarium !

Manambato
Publié le: 2026-04-16
Publié par: Gasy TravelLover
+261388330834
+261321611009
+261326110091

Mbola mandray réservation Spectacle be ny any amin’ny reserve Palmarium any miaraka amin’ireo gidro hita ao an-toerana😍🐒📸Tianao ve hoe manao vacances dia tsy miheritreritra inona intsony fa mianoka tranquillité sy mi-profité ny activités sisa?🥰Possible izany ato aminay, natao ho anao sy ny ankohonanao mihitsy ny vacances en famille à Manambato izay karakarainay amin’ny grande vacances:📆 01 au 05 juillet 2026 📆 12 au 16 août 2026 (assomption)Tarif : -790 000ar raha hitokana chambre -695 000ar/pers: 2 par chambre -670 000ar/pers: 3 par chambre -655 000ar/pers: 4 par chambre -595 000ar/pers: 5-6 par chambre 🎁 Réduction ho an’ny groupe de 05 miaraka👉Azo aloha tsikelikely ihany koa dieny izao ny tarif.-Départ: Tranom-bokim-pirenena Anosy akaiky ny Carlton amin'ny 6:30 -Reservation: acompte 350 000ar alefa amin’ny 0321 61 100 91/038 83 308 34Manasa anao hiditra ao amin’ny mp ary amin'ny famandrian-toerana na antsoy ny 032 61 100 91/038 83 308 34 Voir moins Gasy TravelLover · Audio d’origine Gasy TravelLover 16 avr ·

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks