
Voyage organisé Ny dia tsy ho lava raha miaraka amin'ny namana mpiara-mikoràna ; andao hiaraka hody raha any an-tanàna ianao no manao fety e Toy ny mahazatra dia indro indray àry ny voyage organisé izay karakarain'ny fikambanana, hoantsika izay mody any Bongolava amin'izao ankatoky ny fetin'ny Paska izao. DEPART: Terrain mixte Campus Vontovorona amin'ny 05 ora maraina ARRIVÉE : Gare Routière Tsiroanomandidy Date: Jeudi, 02 Avril 2026 Frais : 16000 ar Fanazavana fanampiny : +261 20 405 50 Ny dia tsy ho lava raha miaraka amin'ny namana mpiara-mikoràna ; andao hiaraka hody raha any an-tanàna ianao no manao fety e Toy ny mahazatra dia indro indray àry ny voyage organisé izay karakarain'ny fikambanana, hoantsika izay mody any Bongolava amin'izao ankatoky ny fetin'ny Paska izao. DEPART: Terrain mixte Campus Vontovorona amin'ny 05 ora maraina ARRIVÉE : Gare Routière Tsiroanomandidy Date: Jeudi, 02 Avril 2026 Frais : 16000 ar Fanazavana fanampiny : +261 20 405 50
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks