
Voyage organisé Tàna - Chine
Voyage organisé Tàna - Chine Guangzhou 1er Juin au 13 Juin 2026 = 13 Jours Tarif = 10.958.000 ariary par personne 9 places disponibles Réservation = acompte 50% Ny Compris ao anatin'io : Billet d'avion Mandroso sy Miverina Air Mauritius Avion Confortable Tsara Ny Droit de Visa Hôtel atorina mandritrin'ny séjour manontolo Misy Guide Accompagnateur Malagasy mitondra avy aty Madagasikara sy mitondra mandritrin'ny séjour manontolo ary mitondra miverina aty Madagasikara Misy Transitaire mikarakara ny fandefasana ny entana rehetra izay vidina any chine alefa aty Madagasikara Efa misy Cargo mpiara miasa akaiky aminay ahazoana prix frais'na entana mora indrindra ra samy Cargo Ny Transport'nao mandritrin'ny séjour mandeha Voiture Privée Ny aller Escale une nuitée ao Malaisie, Mivantana ao amin'na Hôtel 4 étoiles misy Piscine any ambony Tafo no sady mitsangatsangana mijery ireo Tour Petronas ( Tour Jumellée avo indrindra eran'izao Tontolo izao) , Mitsidikan'izany Streetfood Malaza be ao KUALA LUMPUR Jalan Alor Escale une nuitée ao Maurice ny retour no sady mitsangatsangana makany amin'ny Caudan Water front, mahita an'ireo Allée des Parapluies maroloko, Toerana malaza indrindra ao Nosy Morisy Hôtel avec Piscine any Grandbaie no ivantanana ao Maurice, Petit-déjeuner Buffet Ny tsy compris ao anaty tarif: Sakafo / Besoins personnels/ Transport rao pisy Programme'nareo manokana / Carte sim NB: Manana droit mitondra Bagages anakiroa x 23kg ianareo rehefa mody Voyage organisé Tàna - Chine Guangzhou 1er Juin au 13 Juin 2026 = 13 Jours Tarif = 10.958.000 ariary par personne 9 places disponibles Réservation = acompte 50% Ny Compris ao anatin'io : Billet d'avion Mandroso sy Miverina Air Mauritius Avion Confortable Tsara Ny Droit de Visa Hôtel atorina mandritrin'ny séjour manontolo Misy Guide Accompagnateur Malagasy mitondra avy aty Madagasikara sy mitondra mandritrin'ny séjour manontolo ary mitondra miverina aty Madagasikara Misy Transitaire mikarakara ny fandefasana ny entana rehetra izay vidina any chine alefa aty Madagasikara Efa misy Cargo mpiara miasa akaiky aminay ahazoana prix frais'na entana mora indrindra ra samy Cargo Ny Transport'nao mandritrin'ny séjour mandeha Voiture Privée Ny aller Escale une nuitée ao Malaisie, Mivantana ao amin'na Hôtel 4 étoiles misy Piscine any ambony Tafo no sady mitsangatsangana mijery ireo Tour Petronas ( Tour Jumellée avo indrindra eran'izao Tontolo izao) , Mitsidikan'izany Streetfood Malaza be ao KUALA LUMPUR Jalan Alor Escale une nuitée ao Maurice ny retour no sady mitsangatsangana makany amin'ny Caudan Water front, mahita an'ireo Allée des Parapluies maroloko, Toerana malaza indrindra ao Nosy Morisy Hôtel avec Piscine any Grandbaie no ivantanana ao Maurice, Petit-déjeuner Buffet Ny tsy compris ao anaty tarif: Sakafo / Besoins personnels/ Transport rao pisy Programme'nareo manokana / Carte sim NB: Manana droit mitondra Bagages anakiroa x 23kg ianareo rehefa mody
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks

