Pâques à Mantasoa : Aventure Nature & Détente Inoubliable

Pâques à Mantasoa : Aventure Nature & Détente Inoubliable

Mandraka
Publié le: 2026-03-25
+261382975695

𝗣𝗔̂𝗤𝗨𝗘𝗦 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 — 𝗦𝗢𝗥𝗧𝗜𝗘 𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗔 & 𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗦𝗢𝗔 Andao ankalaza ny Pâques amin’ny fomba hafa e ! Hankafy natiora… 𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗦𝗢𝗔 Hitsangatsangana amin’ny lakana Hankafy ny hatsaran’ny Lac Mantasoa Haka sary mahafinaritra Afaka mitsidika park (Nosy Soa) Biby maro samihafa ho hita ao, sady afaka maka sary miaraka aminy. 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗔 Hitsidika ny Park Imaitsoanala Hahita maki akaiky Cascade sy lac mahafinaritra Rivotra madio sy mangatsiakatsiaka 𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔 𝟑𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 / 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚 Daty : • Samedi 04 Avril 2026 • Dimanche de Pâques — 05 Avril 2026 • Lundi de Pâques — 06 Avril 2026 𝗜𝗻𝗰𝗹𝘂𝘀 Droit de visite Droit de guidage Lakana ao Mantasoa Goûter surprise 𝗦𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 : Afaka mitondra na afaka manao commande (10 000 Ar / olona) 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗻𝘁𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝘆 : Filana manokana 𝗕𝗼𝗻𝘂𝘀 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 Ho an’izay mipetraka : • Ambohijatovo • Ambanidia • Ambatoroka • Ambohipo • Ambolokandrina • Ravitoto Sady alaina no aterina rehefa mody 10 voalohany Mandeha 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗦𝗧𝗔𝗥𝗘𝗫 amin’io prix io ihany. Araraoty !! Aza tara… Fandrio dieny izao ny toeranao Réservation : 038 29 756 95 𝗙𝗶𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 : 6h30 eo amin'ny parking devant vavahady HJRA #Detente #nature #mandraka #Mantasoa #lacmantasoa #sortienature #cascade #weekendvibes #paques #NatureMadagascar 𝗣𝗔̂𝗤𝗨𝗘𝗦 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 — 𝗦𝗢𝗥𝗧𝗜𝗘 𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗔 & 𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗦𝗢𝗔 Andao ankalaza ny Pâques amin’ny fomba hafa e ! Hankafy natiora… 𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗦𝗢𝗔 Hitsangatsangana amin’ny lakana Hankafy ny hatsaran’ny Lac Mantasoa Haka sary mahafinaritra Afaka mitsidika park (Nosy Soa) Biby maro samihafa ho hita ao, sady afaka maka sary miaraka aminy. 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗔 Hitsidika ny Park Imaitsoanala Hahita maki akaiky Cascade sy lac mahafinaritra Rivotra madio sy mangatsiakatsiaka 𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔 𝟑𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 / 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚 Daty : • Samedi 04 Avril 2026 • Dimanche de Pâques — 05 Avril 2026 • Lundi de Pâques — 06 Avril 2026 𝗜𝗻𝗰𝗹𝘂𝘀 Droit de visite Droit de guidage Lakana ao Mantasoa Goûter surprise 𝗦𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 : Afaka mitondra na afaka manao commande (10 000 Ar / olona) 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗻𝘁𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝘆 : Filana manokana 𝗕𝗼𝗻𝘂𝘀 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 Ho an’izay mipetraka : • Ambohijatovo • Ambanidia • Ambatoroka • Ambohipo • Ambolokandrina • Ravitoto Sady alaina no aterina rehefa mody 10 voalohany Mandeha 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗦𝗧𝗔𝗥𝗘𝗫 amin’io prix io ihany. Araraoty !! Aza tara… Fandrio dieny izao ny toeranao Réservation : 038 29 756 95 𝗙𝗶𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 : 6h30 eo amin'ny parking devant vavahady HJRA #Detente #nature #mandraka #Mantasoa #lacmantasoa #sortienature #cascade #weekendvibes #paques #NatureMadagascar Kyas Voyage Madagascar Agence de voyages

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks