Évasion à Manambato : Team Building Inoubliable & Moments Magiques !

Évasion à Manambato : Team Building Inoubliable & Moments Magiques !

Manambato
Publié le: 2026-11-20
+261330520287
+261371842073

Lasa izao , any Manambato any ESCAPADE INOUBLIABLE À MANAMBATO : FIALAM-BOLY, FIRAHALAHIANA ARY FANENTANANA MIAVAKA ! Maniry hiala sasatra, hampitombo ny firaisankina, na hanavao ny angovo alohan'ny faran'ny taona ? Ny CAP COHESION sy ny TEAM LALAO (fanta-daza sady matihanina tanteraka amin’ny Team Building sy ny fanentanana eto Madagasikara) dia manolotra voyage miavaka ho anao : na olon-tokana, na mpifankatia, na mpinamana, na fianakaviana, na orinasa sy fikambanana ! IREO TOERANA HOTSIRIHINA SY HANKAFIZINA : Lac Rasoabe sy Lac Rasoamasay Akanin’ny Nofy (Parc Palmarium) Sables Blancs & Montagne des Amoureux Ambila-Lemaitso (Canal des Pangalanes) Village des Pêcheurs FANENTANANA SY FANDAHARAM-POTOANA TSY MANAM-PAHAROA : Tsy fitsangatsanganana tsotra fotsiny fa feno hetsika mampifalifaly manomboka any anaty fiara ka hatrany an-toerana, miaraka amin'ny loka maro samihafa : Défis & Challenges individuels Jeux collectifs (fifaninanana eo amin'ny samy mpinamana, fianakaviana na orinasa hanamafisana ny Cohésion d'équipe) Jeux des couples (fanamafisana ny fifankatiavana sy famoronana fahatsiarovana) Réveil musculaire & Zumba manamorona ny rano Soirée Afon-dasy : Tonotono masikita, lasopy mafana, Karaoke, fanentanana, lalao sareba, ary sketch sy tantara ! TOLOTRA FENO (ALL-INCLUSIVE) : Fitaterana (fiara mandroso sy miverina) Trano fandraisam-bahiny (hébergement) Sakafo rehetra mandritra ny fijanonana any an-toerana (ny sakafo eny an-dalana ihany no tsy hiantohanay fa Sao mitetitetika be eo Ann Daty : 04 – 05 – 06 Desambra 2026 Saran-dalana : 280.000 Ar / olombelona Acompte :120mille ariary ary 2 andro mialohan’ny handehanana no aloha feno ilay fandehany Toerana voafetra : Olona 20 ihany no raisina aloha Ann! Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny : Antsoy avy hatrany ny 037 18 420 73 /0330520287 na mandefasa hafatra miafina (MP) dieny izao ! #CapCohesionMadagasikara #TeamLalao #Manambato2026 #TeamBuildingMadagascar #VoyageOrganise #DetenteEtCohésion #EscapadeManambato

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks