
Ao ary e Bivouac @ 11-12 Avril #ndaoandeha
Ao ary e Bivouac @ 11-12 Avril #ndaoandeha Ao ary e Bivouac @ 11-12 Avril #ndaoandeha Manasa antsika, Ndao andeha ny week-end 11-12 Avril 2026 hanao RANDÔNAKO BIVOUACMaka rivotra madio, mandeha tongotra, hiala kely ny fahazarana isan-andro, ... miala amin'ny rotoroto RANDO BIVOUAC – NANDIHIZANA RN2Toerana sy fotoana hiaingana: eo @ vavahady Parc Ambohijatovo amin 6h30 Maraina Rando 10/15 km – Hafainganam-pandeha milamina Ateliers créatifs 75 000 Ar / olona Tafiditra ao anatin’ny sarany :• Sakafo mandritra ny Bivouac • Fitaterana mandroso sy miverina• Fandraisan'anjara amin'ny activité rehetra Voafetra ny toerana Misoràta anarana dieny izao amin’ny alalan’ny hafatra miafina hahazoanao ny toromarika rehetra. Fara-fisoratana anarana Alarobia 8 Avril 2026 Taggueo ireo olona tianao hiaraka hizara aminao ity fotoana ity #NdaoAndeha#NdaoAndehaoa#ndaoAndehaoah#Randônàko#FalyMihaona#Goodvibe#randoMG#randonnée#bivouac#trekking#madagasikaramalalako Manasa antsika, Ndao andeha ny week-end 11-12 Avril 2026 hanao RANDÔNAKO BIVOUAC Maka rivotra madio, mandeha tongotra, hiala kely ny fahazarana isan-andro, ... miala amin'ny rotoroto RANDO BIVOUAC – NANDIHIZANA RN2 Toerana sy fotoana hiaingana: eo @ vavahady Parc Ambohijatovo amin 6h30 Maraina Rando 10/15 km – Hafainganam-pandeha milamina Ateliers créatifs 75 000 Ar / olona Tafiditra ao anatin’ny sarany : • Sakafo mandritra ny Bivouac • Fitaterana mandroso sy miverina • Fandraisan'anjara amin'ny activité rehetra Voafetra ny toerana Misoràta anarana dieny izao amin’ny alalan’ny hafatra miafina hahazoanao ny toromarika rehetra. Fara-fisoratana anarana Alarobia 8 Avril 2026 Taggueo ireo olona tianao hiaraka hizara aminao ity fotoana ity #NdaoAndeha #NdaoAndehaoa #ndaoAndehaoah #Randônàko #FalyMihaona #Goodvibe #randoMG #randonnée #bivouac #trekking #madagasikaramalalako
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


