
Tanteraho ny nofinao miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Tsy Aleonao manapakevitra Dia eo akaiko no mipetraka #Doka anie andeha eeee Aza tara fa kelikely sisa e Te hitsangatsangana sy hiala sasatra amin’ity vacances de Pâques 2026 ve ianao?Tongava hiara-dia aminay hankany amin’ilay nosy paradisa Sainte-Marie , manomboka ny 08 Aprily ka hatramin’ny 14 Aprily 2026. Fialan-tsasatra feno fahafinaretana, fitsangatsanganana ary fahitana zava-baovao no miandry anao! Tafiditra ao anatin’ny sarany: Fitaterana an-tanety : Antananarivo ➜ Toamasina Fitaterana an-dranomasina : Toamasina ➜ Sainte-Marie Sakafo : maraina – atoandro – hariva Toerana fatoriana Saram-pitsidihana sy tapakila Mpitarika (guide) mandritra ny fitsidihana Rano mineraly 1 litatra isan’andro Fandaharam-pitsidihana voalamina tsara Toerana sy hetsika ho tsidihina: Parc d’Ivoloina Site culturel Fouille Point Île aux Nattes sy ireo tora-pasika mahafinaritra Fitsidihana manodidina ny Île aux Nattes sy ny lagona avaratr’i Sainte-Marie Piscine naturelle Baie d’Ampanihy Fizahantany amin’ny lakana ao anaty mangrove Maison Blanche (fijery panoramika 360°) Ilots Dames Fanandramana sakafo nentim-paharazana Cascade d’Atanadava Île aux Sables Tsy tafiditra ao anatin’ny sarany: Zava-pisotro sy filàna manokana Sakafo eny an-dalana any Toamasina Sarany: 980 000 Ar / olona 1 100 000 Ar / vahiny Misokatra izao ny famandrihana!Aza tara fa voafetra ny toerana. WhatsApp: 034 61 712 09 Email: madatourgraciella@gmail.com Contact: 038 33 753 02 / 034 31 753 01 Mandehana mamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Dokadokan'Ambohimangakely— à Antananarivo, Analamanga.
Tanteraho ny nofinao miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Tsy Aleonao manapakevitra Dia eo akaiko no mipetraka #Doka anie andeha eeee Aza tara fa kelikely sisa e Te hitsangatsangana sy hiala sasatra amin’ity vacances de Pâques 2026 ve ianao?Tongava hiara-dia aminay hankany amin’ilay nosy paradisa Sainte-Marie , manomboka ny 08 Aprily ka hatramin’ny 14 Aprily 2026. Fialan-tsasatra feno fahafinaretana, fitsangatsanganana ary fahitana zava-baovao no miandry anao! Tafiditra ao anatin’ny sarany: Fitaterana an-tanety : Antananarivo ➜ Toamasina Fitaterana an-dranomasina : Toamasina ➜ Sainte-Marie Sakafo : maraina – atoandro – hariva Toerana fatoriana Saram-pitsidihana sy tapakila Mpitarika (guide) mandritra ny fitsidihana Rano mineraly 1 litatra isan’andro Fandaharam-pitsidihana voalamina tsara Toerana sy hetsika ho tsidihina: Parc d’Ivoloina Site culturel Fouille Point Île aux Nattes sy ireo tora-pasika mahafinaritra Fitsidihana manodidina ny Île aux Nattes sy ny lagona avaratr’i Sainte-Marie Piscine naturelle Baie d’Ampanihy Fizahantany amin’ny lakana ao anaty mangrove Maison Blanche (fijery panoramika 360°) Ilots Dames Fanandramana sakafo nentim-paharazana Cascade d’Atanadava Île aux Sables Tsy tafiditra ao anatin’ny sarany: Zava-pisotro sy filàna manokana Sakafo eny an-dalana any Toamasina Sarany: 980 000 Ar / olona 1 100 000 Ar / vahiny Misokatra izao ny famandrihana!Aza tara fa voafetra ny toerana. WhatsApp: 034 61 712 09 Email: madatourgraciella@gmail.com Contact: 038 33 753 02 / 034 31 753 01 Mandehana mamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Dokadokan'Ambohimangakely— à Antananarivo, Analamanga. Tanteraho ny nofinao miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Tsy Aleonao manapakevitra Dia eo akaiko no mipetraka #Doka anie andeha eeee Aza tara fa kelikely sisa e Te hitsangatsangana sy hiala sasatra amin’ity vacances de Pâques 2026 ve ianao? Tongava hiara-dia aminay hankany amin’ilay nosy paradisa Sainte-Marie , manomboka ny 08 Aprily ka hatramin’ny 14 Aprily 2026. Fialan-tsasatra feno fahafinaretana, fitsangatsanganana ary fahitana zava-baovao no miandry anao! Tafiditra ao anatin’ny sarany: Fitaterana an-tanety : Antananarivo ➜ Toamasina Fitaterana an-dranomasina : Toamasina ➜ Sainte-Marie Sakafo : maraina – atoandro – hariva Toerana fatoriana Saram-pitsidihana sy tapakila Mpitarika (guide) mandritra ny fitsidihana Rano mineraly 1 litatra isan’andro Fandaharam-pitsidihana voalamina tsara Toerana sy hetsika ho tsidihina: Parc d’Ivoloina Site culturel Fouille Point Île aux Nattes sy ireo tora-pasika mahafinaritra Fitsidihana manodidina ny Île aux Nattes sy ny lagona avaratr’i Sainte-Marie Piscine naturelle Baie d’Ampanihy Fizahantany amin’ny lakana ao anaty mangrove Maison Blanche (fijery panoramika 360°) Ilots Dames Fanandramana sakafo nentim-paharazana Cascade d’Atanadava Île aux Sables Tsy tafiditra ao anatin’ny sarany: Zava-pisotro sy filàna manokana Sakafo eny an-dalana any Toamasina Sarany: 980 000 Ar / olona 1 100 000 Ar / vahiny Misokatra izao ny famandrihana! Aza tara fa voafetra ny toerana. WhatsApp: 034 61 712 09 Email: madatourgraciella@gmail.com Contact: 038 33 753 02 / 034 31 753 01 Mandehana mamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Dokadokan'Ambohimangakely— à Antananarivo, Analamanga.
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




