Manambato : Évasion inoubliable en décembre | Voyage organisé 2026

Manambato : Évasion inoubliable en décembre | Voyage organisé 2026

Manambato
Publié le: 2026-11-17
Publié par: Dia Kanto
+261343287399
+261329128557

HELLO HELLO LES MPANKAFY MANAMBATO ! Maro be isika nangataka voyage Manambato amin'ny mois de décembre, dia indro ary fa tanteraka ny fangatahanareo ! TY NO VOYAGE MANAMBATO FARANY AMIN'ITY TAONA ITY raha voyage organisé no resahina ! 07 DÉCEMBRE AU 11 DÉCEMBRE 2026 5 jours et 4 nuits 450 000 ARIARY / PERSONNE Ary tsy izay ihany anefa e ! Ireto avy ireo toerana hiarahantsika hitsidika : Palmarium – ilay tena nandrasanareo sy nangatahinareo be mihitsy ! Ankanin'ny Nofy Village des pêcheurs Sable Blanc Ambila Lemaitso Ankoatra izay, hisy koa ny FEU DE CAMP mamikely hiarahantsika mifety sy mifampizara hafaliana ! Ary misy SURPRISE manokana omanina ho anareo mpandeha amin'ity voyage ity ! Hisy souvenir manokana homenay anareo, mba hahatsiarovanareo anay sy ireo fotoana mamy niarahantsika tany Manambato. Tsy vacances fotsiny ity fa fotoana iray hamoronana souvenirs sy fahatsiarovana mahafinaritra miaraka ! Koa andao ary hiaraka aminay ! Réservez dès maintenant votre place ! MANAMBATO, NOUS VOILÀ ! Contacts : 034 328 7399 038 604 6810 032 912 8557 Dia Kanto Travel – Ny dia tsara, ny fahatsiarovana maharitra !

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks