Ampefy : Excursion Inoubliable avec Geyser & Chute de la Lily !

Ampefy : Excursion Inoubliable avec Geyser & Chute de la Lily !

Ampefy
Publié le: 2026-11-16
Publié par: Mitia
+261325886251
+261344352676

'Ndao hitsangatsangana any Ampefy Toerana mahafinaritra miisa efatra be izao no hitanao mandritra ny excursion Ampefy miaraka aminay Fotoana miavaka hiarahanao amin'ny namana sy hamoronanareo fahatsiarovana mamy ity Dates: -Samedi 21 novembre 2026 -Dimanche 22 novembre 2026 -Samedi 28 novembre 2026 -Dimanche 29 novembre 2026 Toerana hosidihana: -Geyser -Chute de la Lily -Petite plage -Îlot de la Vierge Efa hiantohanay avokoa ny -Fiara fitanterana -Sakafo antoandro any an-toerana (au choix) -Droit de visite -Frais de guidage. SHOOTING GRATUIT à gogo| Ambiance assuré Tarif: 42 000ar/pers avec déjeuner (+ 15 000ar raha misy étranger) Réduction ho an'ny groupe de 05 -Depart: 6h30 eo amin'ny devant ny Tranom-bokimpirenena Anosy (Akaiky ny Carlton) vers 16h no fodiana miala any an-toerana Voafetra ho 24 ihany ny toerana Fandrio haingana ao amin'ny mp ary toerana na antsoy ny 032 61 100 91/ 038 83 308 34

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks