Vohimana : Évasion Nature à 148km d'Antananarivo | Détente et Aventure

Vohimana : Évasion Nature à 148km d'Antananarivo | Détente et Aventure

Andasibe
Publié le: 2026-11-13
Publié par: Mitia
+261325886251
+261344352676

Mbola vaovao be aminao ve hoe aiza ilay Vohimana? Fantaro ato ary hoe aiza ho aiza eto Madagasikara izany Aiza ho aiza ilay VOHIMANA? Any amin’ny 148km miala an’Antananarivo no ahitana an'i Vohimana izay manaraka ny lalam-pirenena faharoa (Rn2) Raha ny marina kokoa dia 15km miala an'Andasibe. Eo Ambavaniasy(PK148) no mitsofoka 5km ka ny 3km amin’io no tongan’ny fiara (hatreo Sandrasoa) ny 2km kosa atao dia an-tongotra vao tonga any Vohimana. Nahoana no i Vohimana? Anaty natiora tanteraka ity toerana ity ary feno fahatoniana sy ahitana fiadanan-tsaina Tena kanto mahate hijanona ela: ireo siotsikam-borona, feon-drano mikoriana mandrotsirotsy saina, rivotra madio aoka fotsiny, ny tany taka-maso Tsapanao sya azonao an-tsaina ve? Fa maninona no hisafidy anay Gasy TravelLover? Efa hiandraiketany avokoa ny zava-drehetra: ny trano hatoriana, ny fiara fitaterana , ny zavatra ho atao any an-toerana, ny sakafo ary ny ambiance. Fangalana aina tsy misy STRESS sisa no hianohanao. Mankafÿ ny fotoana rehetra sy mamorona fahatsiarovana ho anao sy ny olona miaraka aminao. Rahoviana no misy daty manaraka mandeha any? -21 au 22 novembre 2026 (toerana vitsy sisa) -12 au 13 décembre 2026 Tarif: 250 000ar/pers 2 par bungalow 225 000ar/pers 4 par bungalow 205 000ar/pers 6 par bungalow 175 000ar/pers 8 (dortoir) Étranger: +30 000ar Mbola mandray réservation hatrany izahay ao amin'ny Mp na antsoy ny 032 61 100 91/ 038 83 308 34

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks