
Jours 5 – Toliara ➝ Ifaty Mangily Andro tena nahafinaritra niaraka tamin'ny groupe en famille. Nanao balade en charrette izahay, nijery ireo baobab malaza izay isan'ny mampiavaka an'i Madagascar, indrindra aty amin'ny faritra Atsimo Andrefana. Sady nankafy ny paysage tsara tarehy no namorona souvenir tsy hay hadinoina. Ianao sisa no andrasanay! Avia hiaina vacances miavaka, milamina ary voalamina tsara miaraka aminay. Ny voyage privé no tena avantage, satria ianareo no misafidy ny hora, ny programme ary ny activités mifanaraka amin'ny fanirianareo. Miaraha amin'ny équipe Madasouthtour sy Lova Guide Tuléar, vonona hanome service matihanina sy hanao izay hahatonga ny dianareo ho inoubliable. Contact : 034 39 330 16 / 037 55 115 54 WhatsApp : +261 34 39 330 16 #IfatyMangily #BaobabTour #PaysageNature #CharretteTour #Toliara #VoyageEnFamille #GuideTour #Vacances #Madagascar #Madasouthtour
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



