
Ifaty-Mangily : Village des Tortues | Aventure Nature Inoubliable !
Découvrez le Village des Tortues à Ifaty-Mangily ! Mitady activité unique mandritra ny vacances ve ianao? Avia hitsidika ny Village des Tortues ao Ifaty-Mangily, toerana ahitana ireo tortues endémiques de Madagascar izay harena sarobidy tokony ho fantatra sy harovana. Ho hitanao ao: Tortue Radiée (Astrochelys radiata) – iray amin'ireo sokatra malaza indrindra eto Madagasikara. Tortue Araignée (Pyxis arachnoides) – karazana tsy fahita firy ary miavaka. Tsy vacances tsotra fotsiny no atolotray, fa expérience authentique ahafahanao mianatra momba ny natiora, ny fiarovana ireo biby arovana, ary mankafy ny hakanton'i Ifaty-Mangily. Réservez dès maintenant ary andao hiaina aventure tsy hay hadinoina miaraka aminay! Lova Guide Tuléar & son équipe Facebook : Lova Guide Tuléar Page : Madasouthtour WhatsApp : +261 34 39 330 16 Votre aventure commence ici... Tongava, fa miandry anao ny zava-boahary tsy manam-paharoa! #VillageDesTortues #IfatyMangily #TortuesRadiées #TourGuideMadagascar #MadaSouthTour #VacancesMadagascar #Nature #Écotourisme #Toliara
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





