
Ankazobe : Week-end Détente & Aventure Thermale | Réservez Maintenant !
Un week-end pour souffler à Ankazobe, ça vous tente ? 24-25 octobre : air pur, bains thermaux, karaoké et jeux collectifs. Prix revu : 120 000 Ar au lieu de 140 000 Ar. Inscriptions jusqu'au 21 octobre, écrivez-nous en message privé TOLOTRA MANOKANA HO ANTSIKA MALAGASY Nihaino ny hevitrareo izahay... ary nohavaozina ny tolotra! Ankazobe | 24–25 Oktobra Safidy vaovao, mora kokoa, natao manokana ho an’ny fianakaviana sy vondrona. MALAKY! VOAFETRA NY TOERANA! Aza miandry ny toerana ho feno vao hanapa-kevitra. Manorata anarana dieny izao mba hahazoana antoka fa tafiditra ao anatin’ity dia ity ianao! Hikatona ny fisoratana anarana rehefa feno aloha ny toerana. Toerana voafetra = aza avela ho tara! Alefaso ny hafatra miafina dieny izao raha te hamandrika ny toeranao ianao. Ary tagueo eto ambany ilay olona tianao hiaraka aminao #Explorile #Ankazobe #Madagasikara #FialanTsasatra
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


