
Oceanis Park Ambohidratrimo : Sortie Inoubliable avec Leaders’Club !
GRANDE SORTIE STEP ONE 2026 Une journée exceptionnelle à ne surtout pas rater ! Leaders’Club vous invite à vivre un moment unique de partage, de détente et de découverte. Raha handeha ianao dia aza adino ny manoratra anarana mialoha : Eto amin’ny Page Leaders’Club Madagascar Any amin’ireo Staff Na miantso mivantana ny laharana etsy ambany. Andao hiara-hiala voly, hiara-hifaly, hifampizara traikefa ary hanamafy ny fihavanana ao anatin’ny tontolon’ny Leaders’Club. Daty : Vendredi 11 Septembre 2026 Toerana : Oceanis Park Ambohidratrimo PAF : 13.000 Ar (inclus : transport + entrée + jus) Avance: 5.000Ar(sady manoratra anarana) Farany fisoratana anarana : 09 Septembre 2026 Contact : 0380834639 Page : Leaders’Club Madagascar Afaka mandeha daholo izay vonona ! Indrindra isika membre sy mpianatra, andao hiara-hifaly sy hiala sasatra rehefa vita ny examen
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


