Foulpointe : Évasion au Bord de la Mer | Week-end Inoubliable !

Foulpointe : Évasion au Bord de la Mer | Week-end Inoubliable !

Foulpointe
Publié le: 2026-09-09
Publié par: Mi Bazar Tamatave
+261387205890

VOYAGE ORGANISÉ : TAMATAVE FOULPOINTE Andao hiala voly kely e! Manasa anao hiara-dia aminay hankafy week-end mahafinaritra any Foulpointe Sabotsy 08 septembre Alahady 09 Septambra Départ : Tanamakoa Ora fiaingana : 6h30 maraina TOERANA HOTSIDIHANA : Be Pneu – Ambodiatafana Manda Fort Plage Foulpointe SARAN’NY DIA : 29 000 Ar / OLONA Tafiditra ao anatin’ny sarany : Saran’ny fitaterana Aller & Retour Tongava miaraka amin’ny fianakaviana, namana na olon-tiana Ranomasina • Fialamboly • Fitsangatsanganana • Sary mahafinaritra • Fahatsiarovana tsy hay hadinoina! VOAFETRA NY TOERANA! Réservation sy renseignements : 038 72 058 90 27 000 Ar fotsiny! Aza tara fa RESERVEO IZAO NY TOERANAO! FOULPOINTE, ANDAO HIALA VOLY! Voir moins VOYAGE ORGANISÉ : TAMATAVE FOULPOINTE Andao hiala voly kely e! Manasa anao hiara-dia aminay hankafy week-end mahafinaritra any Foulpointe Sabotsy 08 septembre Alahady 09 Septambra Départ : Tanamakoa Ora fiaingana : 6h30 maraina TOERANA HOTSIDIHANA : Be Pneu – Ambodiatafana Manda Fort Plage Foulpointe SARAN’NY DIA : 29 000 Ar / OLONA Tafiditra ao anatin’ny sarany : Saran’ny fitaterana Aller & Retour Tongava miaraka amin’ny fianakaviana, namana na olon-tiana Ranomasina • Fialamboly • Fitsangatsanganana • Sary mahafinaritra • Fahatsiarovana tsy hay hadinoina! VOAFETRA NY TOERANA! Réservation sy renseignements : 038 72 058 90 27 000 Ar fotsiny! Aza tara fa RESERVEO IZAO NY TOERANAO! FOULPOINTE, ANDAO HIALA VOLY! Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks