
Trail d'Andranomafana : Aventure Nature & Découverte à Betafo !
Andao indray hi-trail eeeeee Trail d'Andranomafana Évènement sportif HO ANAO MPANKAFY TRAIL, TIA FANATANJAHAN-TENA ARY MPANKAFY NY TONTOLO MAINTSO ! Ny Kaominina Andranomafana dia faly manolotra anaO ny Andiany Voalohany amin’ny Trail d’Andranomafana – Betafo! 27 Septambra 2026, fotoana iray hihaonan’ny fanatanjahantena, ny natiora ary ny fizahan-tany eto amin'ny faritra Betafo. Ao anatin’ity hetsika ity, tsy ny hazakazaka ihany no ho zava-dehibe, fa ny fampivoarana ny toerana ihany koa. Lalana mamakivaky ny tontolo voajanahary, toerana mahafinaritra, endrika sy hakanton’ny tany mbola voatahiry... Ny dingana tsirairay dia hitondra anao akaiky kokoa amin’ireo zava-kanto sy harena voajanahary ananan’i Commune Andranomafana sy Betafo. Na mpankafy Trail ianao, na mpihazakazaka tsotra, na tia fanatanjahantena, na ihany koa tia mizaha-toerana vaovao ... natao ho anao ity Trail ity. Lalana 3, fanamby samihafa, fa tanjona iray ihany : ny hahafantatra sy hankafy ny hakanton’i Andranomafana sy Betafo. Daty : 27 Septambra 2026 Toerana : Andranomafana – Betafo Fisoratana anarana : OrtVak Antsirabe - Ecosource Andranomafana Betafo Date fisoratana anarana : 14 août 2026 hatramin'ny 20 septembre 2026 Miandry anao Andranomafana. Mbola maro ireo zava-kanto miandry anao ety Betafo. Ary ianao... vonona ve hiatrika ny fanamby? Trail d’Andranomafana – Hazakazaka. Fizahan-tany. Traikefa. AVIS AUX AMATEURS DE TRAIL, AUX PASSIONNÉS DE NATURE ET AUX AVENTURIERS ! La Commune d’Andranomafana a l’honneur de vous présenter la 1re Édition du Trail d’Andranomafana – Betafo ! Le 27 septembre 2026, préparez-vous à vivre une aventure au cœur d’un territoire encore préservé, là où les chemins vous emmènent à la rencontre de paysages exceptionnels, de la nature et des merveilles d’Andranomafana. Mais ce Trail est bien plus qu’une course. C’est une invitation à prendre le temps de découvrir Betafo autrement, à parcourir ses sentiers, à respirer son air, à rencontrer son patrimoine et à se laisser surprendre par la beauté de ses paysages. Que vous soyez traileur passionné, coureur amateur, sportif en quête de défi, ou simplement amoureux de la nature et de nouvelles découvertes... cette aventure est pour vous. 3 parcours, 3 niveaux de défi, une même envie : aller à la découverte d’un territoire exceptionnel. Au fil des kilomètres, laissez derrière vous le quotidien et laissez les sentiers vous guider vers une autre façon de vivre la course : plus proche de la nature, plus proche du territoire, plus proche de l’essentiel. 27 septembre 2026 Andranomafana – Betafo Lieu d'inscription : OrtVak Antsirabe - Ecosource Andranomafana Betafo Date d'inscription : 14 août 2026 au 20 septembre 2026 Andranomafana vous attend. Betafo a encore tant à vous faire découvrir. Et vous, serez-vous au départ ? Trail d’Andranomafana – Courir. Découvrir. Ressentir. #TrailAndranomafana #TrailBetafo #Andranomafana #Betafo #TrailMadagascar #TourismeBetafo #Madagascar #Nature #aventure Voir moins HO ANAO MPANKAFY TRAIL, TIA FANATANJAHAN-TENA ARY MPANKAFY NY TONTOLO MAINTSO ! Ny Kaominina Andranomafana dia faly manolotra anaO ny Andiany Voalohany amin’ny Trail d’Andranomafana – Betafo! 27 Septambra 2026, fotoana iray hihaonan’ny fanatanjahantena, ny natiora ary ny fizahan-tany eto amin'ny faritra Betafo. Ao anatin’ity hetsika ity, tsy ny hazakazaka ihany no ho zava-dehibe, fa ny fampivoarana ny toerana ihany koa. Lalana mamakivaky ny tontolo voajanahary, toerana mahafinaritra, endrika sy hakanton’ny tany mbola voatahiry... Ny dingana tsirairay dia hitondra anao akaiky kokoa amin’ireo zava-kanto sy harena voajanahary ananan’i Commune Andranomafana sy Betafo. Na mpankafy Trail ianao, na mpihazakazaka tsotra, na tia fanatanjahantena, na ihany koa tia mizaha-toerana vaovao ... natao ho anao ity Trail ity. Lalana 3, fanamby samihafa, fa tanjona iray ihany : ny hahafantatra sy hankafy ny hakanton’i Andranomafana sy Betafo. Daty : 27 Septambra 2026 Toerana : Andranomafana – Betafo Fisoratana anarana : OrtVak Antsirabe - Ecosource Andranomafana Betafo Date fisoratana anarana : 14 août 2026 hatramin'ny 20 septembre 2026 Miandry anao Andranomafana. Mbola maro ireo zava-kanto miandry anao ety Betafo. Ary ianao... vonona ve hiatrika ny fanamby? Trail d’Andranomafana – Hazakazaka. Fizahan-tany. Traikefa. AVIS AUX AMATEURS DE TRAIL, AUX PASSIONNÉS DE NATURE ET AUX AVENTURIERS ! La Commune d’Andranomafana a l’honneur de vous présenter la 1re Édition du Trail d’Andranomafana – Betafo ! Le 27 septembre 2026, préparez-vous à vivre une aventure au cœur d’un territoire encore préservé, là où les chemins vous emmènent à la rencontre de paysages exceptionnels, de la nature et des merveilles d’Andranomafana. Mais ce Trail est bien plus qu’une course. C’est une invitation à prendre le temps de découvrir Betafo autrement, à parcourir ses sentiers, à respirer son air, à rencontrer son patrimoine et à se laisser surprendre par la beauté de ses paysages. Que vous soyez traileur passionné, coureur amateur, sportif en quête de défi, ou simplement amoureux de la nature et de nouvelles découvertes... cette aventure est pour vous. 3 parcours, 3 niveaux de défi, une même envie : aller à la découverte d’un territoire exceptionnel. Au fil des kilomètres, laissez derrière vous le quotidien et laissez les sentiers vous guider vers une autre façon de vivre la course : plus proche de la nature, plus proche du territoire, plus proche de l’essentiel. 27 septembre 2026 Andranomafana – Betafo Lieu d'inscription : OrtVak Antsirabe - Ecosource Andranomafana Betafo Date d'inscription : 14 août 2026 au 20 septembre 2026 Andranomafana vous attend. Betafo a encore tant à vous faire découvrir. Et vous, serez-vous au départ ? Trail d’Andranomafana – Courir. Découvrir. Ressentir. #TrailAndranomafana #TrailBetafo #Andranomafana #Betafo #TrailMadagascar #TourismeBetafo #Madagascar #Nature #aventure Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


