
Makay Madagascar : Aventure Époustouflante entre Rivières et Canyons
TOERANA IRAY IHANY IRETO SARY ROA IRETO... iza no hofidinao? Misy toerana iray eto Madagasikara izay afaka mampiseho endrika roa samy hafa tanteraka: indraindray rakotra rano sy maitso, indraindray kosa maina nefa mampitolagaga ny hakantony. Tongasoa eto MAKAY MADAGASCAR. Makay misy rano (Novambra – Martsa) • Canyon feno rano mangatsakatsaka • Natiora maitso sy velona • Tontolo mahafinaritra ho an'ny mpankafy aventure sy sary miavaka Makay main-tany (Aprily – Oktobra) • Mora idirana kokoa • Lalana mety amin'ny randonnée sy trekking • Ahitana mazava tsara ireo vatolampy sy canyon goavambe mampiavaka an'i Makay Voir moins TOERANA IRAY IHANY IRETO SARY ROA IRETO... iza no hofidinao? Misy toerana iray eto Madagasikara izay afaka mampiseho endrika roa samy hafa tanteraka: indraindray rakotra rano sy maitso, indraindray kosa maina nefa mampitolagaga ny hakantony. Tongasoa eto MAKAY MADAGASCAR. Makay misy rano (Novambra – Martsa) • Canyon feno rano mangatsakatsaka • Natiora maitso sy velona • Tontolo mahafinaritra ho an'ny mpankafy aventure sy sary miavaka Makay main-tany (Aprily – Oktobra) • Mora idirana kokoa • Lalana mety amin'ny randonnée sy trekking • Ahitana mazava tsara ireo vatolampy sy canyon goavambe mampiavaka an'i Makay Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




