Hello les Tia mi'voyage

Hello les Tia mi'voyage

Antananarivo
Publié le: 2026-02-05
Publié par: Tia mi'Voyage
+26132138863
+26134603824

Hello les Tia mi'voyage Tonga ndray anay e Maro ianareo no manontany date Vohimana 2026. Efa hainareo loatra izany traik'efa hananan'i Tia mi'voyage zany raha Vohimana no resahina. Date : samedi 28 février - dimanche 1 mars (weekend'tsika voalohany, hisy surprise bonne année milay be Ny PAF tsy miova, Mitovy ny tamin'ny taona lasa ihany : 175.000 Ariary/personne : Bungalow pour 8 personnes (Dortoir) 185.000 Ariary/personne : Bungalow pour (5 à 6 personne) 195.000 Ariary / personne : bungalow pour 4 personnes. 200.000Ariary /personne : bungalow pour 2 personnes 350.000 Ariary : 1 personne ( Mitokana bungalow ) (Étranger + 20.000 Ar) INCLUS : Transport Aller-Retour (Tana-Vohimana/Vohimana-Tana Hébergement (écologde Relais du Naturaliste) Sakafo en pension complète (Soir-Matin-Midi) Goûter (Soupe) Frais de guidage ny circuit rehetra Visite maison des femmes Entrée parc Vignette touristique Soirée Acoustique Animation Feu de camp ASSURANCE voyage EXCLUS: Repas sur route Boissons Besoins personnels Portages Ny ho tsidihina :

  • Réserve naturelle de VOHIMANA : *Cascade maro be *Piscine Naturelle(Afaka hilomanosana Tsara *Gidro isan-karazany anisan'izany lay miavaka indrindra : ny indri-indri *Raokandro 12 karazany *Voninkazo orchidées 79 karazana *Sahoana 70 mahery *Ireo biby maro mampiavaka an'i Madagasikara Marihana fa misy diha tongotra kely 30 mn vao tonga any amin'ilay toerana. Hanomana surprise be dia be izahay amin'ity taona ity fa amboary ny programme dia aza misalasala manao réservation Mp ou WhatsApp 034 60 382 40 032 13 886 34

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks