Voyage Somaroho 2026 : Plongée au Cœur de Nosy Be | Réservez Maintenant!

Voyage Somaroho 2026 : Plongée au Cœur de Nosy Be | Réservez Maintenant!

Nosy Be
Publié le: 2026-07-16
Publié par: Elodie Vargas

KILALAO ALOHAN’NY SOMAROHO PARTAGEO DIA ATAOVY AMIN’NY COMMENTAIRE NY ANARANAO FA IZAY 2 TSARA VINTANA DIA MAHAZO = #50000ariary tsirairay avy amin’io Organisateur io LUNDI HOAVY IZAO AHO MANAO FISARIHANA EN DIRECT NY COMMENTAIRES NAREO . BONNE CHANCE Voyage Organisé Somaroho 2026 Daty : 04 ka hatramin’ny 10 Aogositra 2026 Fiaingana : Antananarivo → Nosy Be Saran’ny olona iray : 1 350 000 Ar Tafiditra ao anatin’ny vidiny : Fitaterana mandroso sy miverina Tana – Nosy Be Fonenana (efitra iarahan’olona 2) Sakafo maraina isan’andro sy atoandro Tapakila fidirana amin’ny fanokafana sy famaranana ny Festival Somaroho Fitsidihana ny Lemurian Land Park Andro fialan-tsasatra eny Andilana Beach Fitsidihana ny Mont Passot hijery ny filentehan’ny masoandro Fikarakarana sy fanaraha-maso ny dia manontolo Tolotra manokana : Raha manao famandrihana alohan’ny 20 Jolay ary mandoa 50 % amin’ny sarany, dia mahazo fihenam-bidy 100 000 Ar. Voafetra ny toerana, ka ny famandrihana dia voamarina rehefa voaray ny fandoavana mialoha. Voir moins KILALAO ALOHAN’NY SOMAROHO PARTAGEO DIA ATAOVY AMIN’NY COMMENTAIRE NY ANARANAO FA IZAY 2 TSARA VINTANA DIA MAHAZO = #50000ariary tsirairay avy amin’io Organisateur io LUNDI HOAVY IZAO AHO MANAO FISARIHANA EN DIRECT NY COMMENTAIRES NAREO . BONNE CHANCE Voyage Organisé Somaroho 2026 Daty : 04 ka hatramin’ny 10 Aogositra 2026 Fiaingana : Antananarivo → Nosy Be Saran’ny olona iray : 1 350 000 Ar Tafiditra ao anatin’ny vidiny : Fitaterana mandroso sy miverina Tana – Nosy Be Fonenana (efitra iarahan’olona 2) Sakafo maraina isan’andro sy atoandro Tapakila fidirana amin’ny fanokafana sy famaranana ny Festival Somaroho Fitsidihana ny Lemurian Land Park Andro fialan-tsasatra eny Andilana Beach Fitsidihana ny Mont Passot hijery ny filentehan’ny masoandro Fikarakarana sy fanaraha-maso ny dia manontolo Tolotra manokana : Raha manao famandrihana alohan’ny 20 Jolay ary mandoa 50 % amin’ny sarany, dia mahazo fihenam-bidy 100 000 Ar. Voafetra ny toerana, ka ny famandrihana dia voamarina rehefa voaray ny fandoavana mialoha. Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks