
Weekend à Andasibe et Vohimana : Nature, Aventure & Détente à Madagascar
Akory e,hitanareo ao @ stand n° 17 ny Tia M'travel mandritra n'y salon du tourisme et développement durable @ 22 et 23 Mai ho avy Zao eny @ jardin antaninarenina Explorez Madagascar, vivez l'authentique Manomana voyage pour 2 jours izahay ato amin'ny Tia M'travel WEEKEND ANDASIBE - VOHIMANA Fa aiza tokoa izany toerana izany? Ndao Ary aloha fatarintsika eh sa aona Andasibe dia toerana iray manaraka ny RN2 eo ho eo @ adiny 4 miala ny Antananarivo,ny mampiavaka azy Dia ny fisian'ny Indri-indri na babakoto hoy isika Malagasy izay gidro lehibe indrindra eto Madagascar tsy io ihany anefa fa maro n'y karazana gidro hita ao sy ireo karazana biby hafa toy ny tanalahy,vorona sns, toerana iray rakotra ala tanteraka Ary tena miaina ny tontolon'ny natiora ianao rehefa Tonga any Vohimana kosa indray dia tsy lavitra fa eo ho eo amin'ny ora 1 miala ny Andasibe manaraka ny RN2 hatrany ny mampiavaka azy Dia toerana iray Mbola hanjakan'izany hatsaran'ny natiora izany,ahitanao piscine naturelle, cascade,Ary indrindra fa ireo ala mikitroka tena mahavariana mijery azy Koa ndao Ary isika iaraka igoaka an'izany hatsaran'i Madagascar izany Assuré-nay ny fahafampo anao Participation (tarif) tena mora Ary tsy ho hitanao na Mbola hampitovy any @ agence hafa aza ianao Tsy hoe mahita tany fotsiny ianao fa mahazo fahalalana maro iarahana @ guide efa matianina Abonné-o Ary ny page fa ho avy eto ny date MBA afahanao manaraka tsy tapaka ny vaovao Misy voyage gratuit ho an'ny olona tsara vitana isaky ny misy circuit, Voir moins Explorez Madagascar, vivez l'authentique Manomana voyage pour 2 jours izahay ato amin'ny Tia M'travel WEEKEND ANDASIBE - VOHIMANA Fa aiza tokoa izany toerana izany? Ndao Ary aloha fatarintsika eh sa aona Andasibe dia toerana iray manaraka ny RN2 eo ho eo @ adiny 4 miala ny Antananarivo,ny mampiavaka azy Dia ny fisian'ny Indri-indri na babakoto hoy isika Malagasy izay gidro lehibe indrindra eto Madagascar tsy io ihany anefa fa maro n'y karazana gidro hita ao sy ireo karazana biby hafa toy ny tanalahy,vorona sns, toerana iray rakotra ala tanteraka Ary tena miaina ny tontolon'ny natiora ianao rehefa Tonga any Vohimana kosa indray dia tsy lavitra fa eo ho eo amin'ny ora 1 miala ny Andasibe manaraka ny RN2 hatrany ny mampiavaka azy Dia toerana iray Mbola hanjakan'izany hatsaran'ny natiora izany,ahitanao piscine naturelle, cascade,Ary indrindra fa ireo ala mikitroka tena mahavariana mijery azy Koa ndao Ary isika iaraka igoaka an'izany hatsaran'i Madagascar izany Assuré-nay ny fahafampo anao Participation (tarif) tena mora Ary tsy ho hitanao na Mbola hampitovy any @ agence hafa aza ianao Tsy hoe mahita tany fotsiny ianao fa mahazo fahalalana maro iarahana @ guide efa matianina Abonné-o Ary ny page fa ho avy eto ny date MBA afahanao manaraka tsy tapaka ny vaovao Misy voyage gratuit ho an'ny olona tsara vitana isaky ny misy circuit, Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



