
Ampefy : Détente & Aventure avec Massage Hydraulique | Réservez Maintenant !
'ndao hilalao rano Gasy TravelLover Massage hydraulique mahafinaritra be no miandry anao ao amin'ny Chute d'Analasoa Afaka daholo ny havizanana sy énergie négative rehetra iny indrindra ny stress Amin'ny dimanche 10 mai 2026 izao no fotoana raha hiaraka aminay hi-destressé kely ianao. Hoento ny kilonga fa afaka milalao rano tsara Vitsy sisa ny place disponible an: -Excursion à Ampefy (Geyser, chute d'Analasoa, Chute de la Lily) 4 places disponibles Tarif: 42 000ar/pers efa miaraka amin'ny sakafo antoandro -Randonnée à Andranotoraha + chute d'Analasoa: 5 places DISPONIBLES Tarif: 45 000ar/pers efa miaraka amin'ny goûter sy bouteille d'eau 1,5l Fandrio ao amin'ny Mp haingana ary ny toeranao na antsoy ny 032 61 100 91/038 83 308 34 Voir moins Massage hydraulique mahafinaritra be no miandry anao ao amin'ny Chute d'Analasoa Afaka daholo ny havizanana sy énergie négative rehetra iny indrindra ny stress Amin'ny dimanche 10 mai 2026 izao no fotoana raha hiaraka aminay hi-destressé kely ianao. Hoento ny kilonga fa afaka milalao rano tsara Vitsy sisa ny place disponible an: -Excursion à Ampefy (Geyser, chute d'Analasoa, Chute de la Lily) 4 places disponibles Tarif: 42 000ar/pers efa miaraka amin'ny sakafo antoandro -Randonnée à Andranotoraha + chute d'Analasoa: 5 places DISPONIBLES Tarif: 45 000ar/pers efa miaraka amin'ny goûter sy bouteille d'eau 1,5l Fandrio ao amin'ny Mp haingana ary ny toeranao na antsoy ny 032 61 100 91/038 83 308 34 Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



