Trekking Camping à Tsiazompaniry : Nature & Aventure à 67 Km de Tana!

Trekking Camping à Tsiazompaniry : Nature & Aventure à 67 Km de Tana!

Publié le: 2026-05-07
Publié par: JNSM

CAMPING TREKKING TSIAZOMPANIRY 02Km fotsiny ny dia-tongotra mba ahafahantsika mankafia azy tsara67Km miala TANA ho antsika ilay tia manao CAMPING ireny, Noferana ho olona 25 IHANY no hiaraka aminay hanao Trekking Camping any Tsiazompaniry any. Toerana tena tsara sady mahafinaritra nosafidinay hanaovana CAMPING, tena natao mirary dia mirary ny sarany. Ny dia-tongotra 2km fotsiny ny fitambaranyNy toerana sady misy Reseaux no en SECURITE tsara. Samedi 06 Juin et Dimanche 07 Juin 2026Tarif :80.000ar /Personne ACTIVITES: Camping, Feux de camp, Rando nocturne, Baignade, Visite du Lac et barrage de Tsiazompaniry, afaka manjono raha manana fitana, quartier libre.Midira Mp raha mila fanazavana misimisy. Ao anaty commentaire ny sary. #familytime #barrage #tsaizompaniry #liberte #lifestyle #enjoy #LIFE #nature #paysage #voyage #travel #tourmada #Madagascar #decouverte #randonnee #madagascartour #camping #cascade #passion #pleinair #trekking #peche Voir moins CAMPING TREKKING TSIAZOMPANIRY 02Km fotsiny ny dia-tongotra mba ahafahantsika mankafia azy tsara 67Km miala TANA ho antsika ilay tia manao CAMPING ireny, Noferana ho olona 25 IHANY no hiaraka aminay hanao Trekking Camping any Tsiazompaniry any. Toerana tena tsara sady mahafinaritra nosafidinay hanaovana CAMPING, tena natao mirary dia mirary ny sarany. Ny dia-tongotra 2km fotsiny ny fitambarany Ny toerana sady misy Reseaux no en SECURITE tsara. Samedi 06 Juin et Dimanche 07 Juin 2026 Tarif :80.000ar /Personne ACTIVITES: Camping, Feux de camp, Rando nocturne, Baignade, Visite du Lac et barrage de Tsiazompaniry, afaka manjono raha manana fitana, quartier libre. Midira Mp raha mila fanazavana misimisy. Ao anaty commentaire ny sary. #familytime #barrage #tsaizompaniry #liberte #lifestyle #enjoy #LIFE #nature #paysage #voyage #travel #tourmada #Madagascar #decouverte #randonnee #madagascartour #camping #cascade #passion #pleinair #trekking #peche Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks