
Vacances Inoubliables à l'Île Maurice : Plages, Aventures & Culture !
ID Dream Tours 18 avril à 10:04 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔̀ 𝗟'𝗜̂𝗟𝗘 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘 𝟯𝟬 𝗔𝘃𝗿𝗶𝗹 𝗮𝘂 𝟲 𝗠𝗮𝗶 : 𝟱 𝟬𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 (𝟬𝟳 𝗝𝗼𝘂𝗿𝘀) : 𝗦𝗡𝗢𝗪 𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔𝗚𝗘 : rehefa tsy ho tonga any Paris ihany dia 'ndao fa soratantsika amin'ny la neige any Maurice koa ny anarantsika e 𝗧𝗢𝗨𝗥 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗖𝗔𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘 & 𝗡𝗢𝗥𝗧𝗛 𝗧𝗢𝗨𝗥 :: maka sary eo amin'ny elo be dia be, mahita an'ilay caudan waterfront ... Dia tohizantsika hatrany amin'ilay fiangonana tafo menamena mampalaza an'i Maurice ny tontolo andro, milomano eny amin'ny Mont choisy tsy adino 𝗜𝗟𝗘 𝗔𝗨𝗫 𝗖𝗘𝗥𝗙𝗦 𝗘𝗡 𝗖𝗔𝗧𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡 : fiainana tsara kely eny ambony sambo, mandeha eny amin'ny plage tsara be, dia afaka manidintsidina amin'ny parachute ascensionnel koa... Mijery cascade sy macaque rehetra iny ...sakafo matsiro tsy adino 𝗖𝗔𝗦𝗘𝗟𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗞 :mifankahita amin-dry zèbre sy girafe mianakavy, liona mpanjakan'ny biby tsy adino ... Dia manao tulawaka gold coaster mampientana fihetsem-po 𝗦𝗢𝗨𝗧𝗛 𝗧𝗢𝗨𝗥 : Maka sary any Macondé, mahita an'izany grand bassin misy an'ilay statuts lehibe an'i Shiva sy ny vadiny, milomano any amin'ny Le Morne beach ... 𝗖𝗨𝗥𝗜𝗢𝗨𝗦 𝗖𝗢𝗥𝗡𝗘𝗥 : ao isika ilay maka sary mitsongolika e, dia mihomehy sy mivanitika party amin'ireo toerana mahafinaritra be dia be ao anatiny ao SHOPPING MALL : miantsena tsy maintsy atao rehefa hoe any an-dafy ; tetezintsika ny Tribeca, Bagatelle,china mall, Marché de Quatre Bornes, cascavelle mall rehetra iny Tour en tramway: mitaingina lamasinina an'ny vazaha , mahita ny tsy fahita e INCLUS : 𝗕𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁 𝗱'𝗮𝘃𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗡𝗥 - 𝗠𝗥𝗨 - 𝗧𝗡𝗥 𝗣𝗲𝘁𝗶𝘁𝘀 𝗱𝗲́𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝗿𝘀 𝗗𝗶̂𝗻𝗲𝗿 𝗮̀ 𝗹'𝗮𝗿𝗿𝗶𝘃𝗲́𝗲 𝟭 𝗗𝗲́𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝗿 BBQ+ 𝗯𝗼𝗶𝘀𝘀𝗼𝗻𝘀 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 𝗛𝗲́𝗯𝗲𝗿𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 à base de 2 pax/ chambre Une bouteille d'eau par jour NON INCLUS : Taxe de séjour 3€/ adulte / nuitée Enfant 2 à 10 ans: 4.200.000 Ariary Bébé 0 à 2 ans: 800.000 Ariary Contact : 032 30 820 76 / 034 95 204 72 #IDTOURS #vacances #mauritius #travel #holiday #plage #tourisme 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔̀ 𝗟'𝗜̂𝗟𝗘 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘 𝟯𝟬 𝗔𝘃𝗿𝗶𝗹 𝗮𝘂 𝟲 𝗠𝗮𝗶 : 𝟱 𝟬𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 (𝟬𝟳 𝗝𝗼𝘂𝗿𝘀) : 𝗦𝗡𝗢𝗪 𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔𝗚𝗘 : rehefa tsy ho tonga any Paris ihany dia 'ndao fa soratantsika amin'ny la neige any Maurice koa ny anarantsika e 𝗧𝗢𝗨𝗥 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗖𝗔𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘 & 𝗡𝗢𝗥𝗧𝗛 𝗧𝗢𝗨𝗥 :: maka sary eo amin'ny elo be dia be, mahita an'ilay caudan waterfront ... Dia tohizantsika hatrany amin'ilay fiangonana tafo menamena mampalaza an'i Maurice ny tontolo andro, milomano eny amin'ny Mont choisy tsy adino 𝗜𝗟𝗘 𝗔𝗨𝗫 𝗖𝗘𝗥𝗙𝗦 𝗘𝗡 𝗖𝗔𝗧𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡 : fiainana tsara kely eny ambony sambo, mandeha eny amin'ny plage tsara be, dia afaka manidintsidina amin'ny parachute ascensionnel koa... Mijery cascade sy macaque rehetra iny ...sakafo matsiro tsy adino 𝗖𝗔𝗦𝗘𝗟𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗞 :mifankahita amin-dry zèbre sy girafe mianakavy, liona mpanjakan'ny biby tsy adino ... Dia manao tulawaka gold coaster mampientana fihetsem-po 𝗦𝗢𝗨𝗧𝗛 𝗧𝗢𝗨𝗥 : Maka sary any Macondé, mahita an'izany grand bassin misy an'ilay statuts lehibe an'i Shiva sy ny vadiny, milomano any amin'ny Le Morne beach ... 𝗖𝗨𝗥𝗜𝗢𝗨𝗦 𝗖𝗢𝗥𝗡𝗘𝗥 : ao isika ilay maka sary mitsongolika e, dia mihomehy sy mivanitika party amin'ireo toerana mahafinaritra be dia be ao anatiny ao SHOPPING MALL : miantsena tsy maintsy atao rehefa hoe any an-dafy ; tetezintsika ny Tribeca, Bagatelle,china mall, Marché de Quatre Bornes, cascavelle mall rehetra iny Tour en tramway: mitaingina lamasinina an'ny vazaha , mahita ny tsy fahita e INCLUS : 𝗕𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁 𝗱'𝗮𝘃𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗡𝗥 - 𝗠𝗥𝗨 - 𝗧𝗡𝗥 𝗣𝗲𝘁𝗶𝘁𝘀 𝗱𝗲́𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝗿𝘀 𝗗𝗶̂𝗻𝗲𝗿 𝗮̀ 𝗹'𝗮𝗿𝗿𝗶𝘃𝗲́𝗲 𝟭 𝗗𝗲́𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝗿 BBQ+ 𝗯𝗼𝗶𝘀𝘀𝗼𝗻𝘀 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 𝗛𝗲́𝗯𝗲𝗿𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 à base de 2 pax/ chambre Une bouteille d'eau par jour NON INCLUS : Taxe de séjour 3€/ adulte / nuitée Enfant 2 à 10 ans: 4.200.000 Ariary Bébé 0 à 2 ans: 800.000 Ariary Contact : 032 30 820 76 / 034 95 204 72 #IDTOURS #vacances #mauritius #travel #holiday #plage #tourisme
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



