Évasion à Manambato : Lac Rasoabe, Plage et Aventures en Famille !

Évasion à Manambato : Lac Rasoabe, Plage et Aventures en Famille !

Manambato
Publié le: 2026-04-27
+261344379768

14-17 Mai (ascension) na 22-25 Mai (Pentecôte) Voyage organisé Manambato - Ambila Lemaitso - Akanin'ny Nofy ✓ Tena mety ho an'ny ankizy satria tena milamina ny lac Rasoabe, ny lehibe kosa tena mahita toerana maro Tarifs: 1- Toilette privée 2 par chambre: 440.000 ariary par personne 2- Toilette privée 3 ou 4 ou 5 par chambre: 370.000 ariary par personne 3- Toilette commune 2 par chambre: 360.000 ariary par personne Ny ao anaty tolotra : - fitaterana mandroso sy miverina Tanà-Manambato-Tanà- fatoriana 3 alina Espace Vacances Andrianina - sakafo rehetra any an- toerana - mahita ny: ✓ lac Rasoabe✓ sable blanc✓montagne des amoureux✓ranomasina any amin'ny Village des pêcheurs✓ mandeha bateau✓ Ambila Lemaitso ✓ Akanin'ny Nofy - afon-dasy + zumba - activitées gratuites: piscine (mitondra bonnet), volleyball, fitness, ping-pong, basketIreo tsy anatin'ny sarany voalaza etsy ambony - sakafo an-dalana (3), rano fisotro, parc Palmarium 25.000 ariary Ny tombony miaraka amin'Ny Hatsarana voyage :- fiara Sy mpamily tena milamina, sakafo ara-pahasalamana, ambiance foana ny fiarahana, ny mora indrindra amin'ny kalitao raitra, Afaka aloa tsikelikely dien'izao Tena natao ho antsika manana Zaza sy ankizyÉtranger: +100.000 ariary Mahavoky Besarety près Bricodis 0344379768-0344518951#ny_hatsarana_voyages #Gasikara #parc #baignade #animations #plage #excursion #canal_de_Pangalanes #océan #Manambato 14-17 Mai (ascension) na 22-25 Mai (Pentecôte) Voyage organisé Manambato - Ambila Lemaitso - Akanin'ny Nofy ✓ Tena mety ho an'ny ankizy satria tena milamina ny lac Rasoabe, ny lehibe kosa tena mahita toerana maro Tarifs: 1- Toilette privée 2 par chambre: 440.000 ariary par personne 2- Toilette privée 3 ou 4 ou 5 par chambre: 370.000 ariary par personne 3- Toilette commune 2 par chambre: 360.000 ariary par personne Ny ao anaty tolotra :

  • fitaterana mandroso sy miverina Tanà-Manambato-Tanà
  • fatoriana 3 alina Espace Vacances Andrianina
  • sakafo rehetra any an- toerana
  • mahita ny: ✓ lac Rasoabe ✓ sable blanc ✓montagne des amoureux ✓ranomasina any amin'ny Village des pêcheurs ✓ mandeha bateau ✓ Ambila Lemaitso ✓ Akanin'ny Nofy
  • afon-dasy + zumba
  • activitées gratuites: piscine (mitondra bonnet), volleyball, fitness, ping-pong, basket Ireo tsy anatin'ny sarany voalaza etsy ambony
  • sakafo an-dalana (3), rano fisotro, parc Palmarium 25.000 ariary Ny tombony miaraka amin'Ny Hatsarana voyage :
  • fiara Sy mpamily tena milamina, sakafo ara-pahasalamana, ambiance foana ny fiarahana, ny mora indrindra amin'ny kalitao raitra, Afaka aloa tsikelikely dien'izao Tena natao ho antsika manana Zaza sy ankizy Étranger: +100.000 ariary Mahavoky Besarety près Bricodis 0344379768-0344518951 #ny_hatsarana_voyages #Gasikara #parc #baignade #animations #plage #excursion #canal_de_Pangalanes #océan #Manambato Ny Hatsarana voyage

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks