Andakary City Beach : Évasion Nature & Feu de Camp pour la Fête du Travail!

Andakary City Beach : Évasion Nature & Feu de Camp pour la Fête du Travail!

Publié le: 2026-04-29
+261346441900

SORTIE DÉTENTE : UNE ÉVASION NATURE UNIQUE Hetsika tsy azo adinoina ao Andakary City Beach! Vonona ve ianareo hiala voly tanteraka? Hankalaza ny "Fête du Travail" ao anatin'ny hakanton'ny natiora isika! Na mpianakavy, na mpiara-miasa (équipe), na namana... tongava daholo hiara-hifaly amintsika ny Asabotsy 02 Mey 2026 ho avy izao.Inona no miandry anao? Fandraisana mafana sy "Cocktail de bienvenue" Sakafo matsiro "Buffet Tropical" amin'ny antoandro Ary ny tena mampiavaka azy raha hisafidy ny izanona ianao dia hisy FEU DE CAMP goavana ny asabotsy alina! Hira, lalao, ary fifampizarana hafaliana eo amoron'ny afo... tontolo iray mampitony sy mahafinaritra tokoa! Rendez-vous: Pont Matitanana (8ora sy sasany maraina) Daty: Asabotsy 02 Mey 2026 Fanamarihana (Consigne): Samy misafidy ny Chalet tiany rehefa tonga any, ary samy mitondra ny fitaovam-pitaterana (moyen de transport) mifanaraka aminy ny tsirairay. Fifandraisana & Famandrihana: 034 64 419 00#AndakaryCityBeach #FeuDeCamp #FeteDuTravail #EvasionNature #Madagascar #Fialantsasatra SORTIE DÉTENTE : UNE ÉVASION NATURE UNIQUE Hetsika tsy azo adinoina ao Andakary City Beach! Vonona ve ianareo hiala voly tanteraka? Hankalaza ny "Fête du Travail" ao anatin'ny hakanton'ny natiora isika! Na mpianakavy, na mpiara-miasa (équipe), na namana... tongava daholo hiara-hifaly amintsika ny Asabotsy 02 Mey 2026 ho avy izao. Inona no miandry anao? Fandraisana mafana sy "Cocktail de bienvenue" Sakafo matsiro "Buffet Tropical" amin'ny antoandro Ary ny tena mampiavaka azy raha hisafidy ny izanona ianao dia hisy FEU DE CAMP goavana ny asabotsy alina! Hira, lalao, ary fifampizarana hafaliana eo amoron'ny afo... tontolo iray mampitony sy mahafinaritra tokoa! Rendez-vous: Pont Matitanana (8ora sy sasany maraina) Daty: Asabotsy 02 Mey 2026 Fanamarihana (Consigne): Samy misafidy ny Chalet tiany rehefa tonga any, ary samy mitondra ny fitaovam-pitaterana (moyen de transport) mifanaraka aminy ny tsirairay. Fifandraisana & Famandrihana: 034 64 419 00 #AndakaryCityBeach #FeuDeCamp #FeteDuTravail #EvasionNature #Madagascar #Fialantsasatra Sam, 2 mai à 07:30 CEST Fête de travail Andakary, Vohipeno, Madagascar1 participant Ça m’intéresse

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks