
Randonnée à Andasibe : Nature, Sport & Surprise Inoubliable !
Salama daholo o! RANDONNÉE, RANDONNÉE fahatelo, faharoa @ ity taona ity. Raikitra indray ny Randonnée o! Andao hanao fanatanjahantena sady hankafy natiora. Izay mandeha in3 misesy @ ity taona ity dia hahazo surprise kely @ 4ème Randonnée. Daty : Vendredi 20 Mars 2026, andro tsy fiasana io an. Toerana : Andasibe Distance : 12 km Coût : 8000Ar fotsiny pour les membres, 10.000Ar non membres Efa amin io ny Sakafo atoandro sy frais de guidage an. Ny entinao : Ny Frais aller et retour Andasibe, rano, satroka ary tsikitsiky. Inscription et Paiement: Bureau Sunrise Academy Ambodiakondro ou par mp et Mvola. Androany Mercredi à 18h ny paiement farany. Miampy 2000Ar ny paiement aorian'izay. Contact : 034.81.828.84 Mentionner o ny namana o! Alefaso ao ny sarintsika t@ farany ry namana. Salama daholo o! RANDONNÉE, RANDONNÉE fahatelo, faharoa @ ity taona ity. Raikitra indray ny Randonnée o! Andao hanao fanatanjahantena sady hankafy natiora. Izay mandeha in3 misesy @ ity taona ity dia hahazo surprise kely @ 4ème Randonnée. Daty : Vendredi 20 Mars 2026, andro tsy fiasana io an. Toerana : Andasibe Distance : 12 km Coût : 8000Ar fotsiny pour les membres, 10.000Ar non membres Efa amin io ny Sakafo atoandro sy frais de guidage an. Ny entinao : Ny Frais aller et retour Andasibe, rano, satroka ary tsikitsiky. Inscription et Paiement: Bureau Sunrise Academy Ambodiakondro ou par mp et Mvola. Androany Mercredi à 18h ny paiement farany. Miampy 2000Ar ny paiement aorian'izay. Contact : 034.81.828.84 Mentionner o ny namana o! Alefaso ao ny sarintsika t@ farany ry namana.
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



