Foulpoint : Bungalow Confort + Plage à 400m | Évasion Familiale Inoubliable

Foulpoint : Bungalow Confort + Plage à 400m | Évasion Familiale Inoubliable

Publié le: 2025-04-06
Publié par: Rajaonah Imanoela
+26134039189

6 taona izay no nandehananay vacances isan-taona mankany FOULPOINTE, ary tsy nifindra hotely mihitsy izahay rehefa nahita ny sahaza anay. Raha mikasa ho any ianareo ka mitady trano :

  • tsotsotra
  • madio
  • tsara fandraisana
  • misy jiro sy rano
  • hofany tsy lafo
  • misy mahandro sakafo
  • à 400m de la plage dia, atoroko anareo ny fandehananay : "BUNGALOW NY MARAINA". Afaka antsoinao amin'ny 034 03 918 93, na anoratanao MP mivantana i Madame Herisoa Ratsialozafy momba ny tarifs fa izy no handray anao ao. Misy bungalows doubles, dia misy familial. Mankasitraka azy feno foana foana izahay satria, on se sent désormais chez nous rehefa midina any à chaque fois. Bon dimanche ianareo rehetra 6 taona izay no nandehananay vacances isan-taona mankany FOULPOINTE, ary tsy nifindra hotely mihitsy izahay rehefa nahita ny sahaza anay. Raha mikasa ho any ianareo ka mitady trano :
  • tsotsotra
  • madio
  • tsara fandraisana
  • misy jiro sy rano
  • hofany tsy lafo
  • misy mahandro sakafo
  • à 400m de la plage dia, atoroko anareo ny fandehananay : "BUNGALOW NY MARAINA". Afaka antsoinao amin'ny 034 03 918 93, na anoratanao MP mivantana i Madame Herisoa Ratsialozafy momba ny tarifs fa izy no handray anao ao. Misy bungalows doubles, dia misy familial. Mankasitraka azy feno foana foana izahay satria, on se sent désormais chez nous rehefa midina any à chaque fois. Bon dimanche ianareo rehetra

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks