Ampefy : Excursion & Camping | Aventure Nature à Prix Mini !
Promotion MORA BE
- EXCURSION AMPEFY ( une journée)
- WEEK-END AMPEFY ( 2 jours) Tena natao MORA BE indray ireto fa araraoty andao daholo indray ary eee EXCURSION AMPEFY 28.000ar par personne fotsiny nge e! Sady afaka aloa 2.000ar par jour mandritra ny 14 jours izany. ireto ny anatiny: Transport aller-retour Tana ( Anosy) Transport amin'ireo fitsidihina Îlot de la Vierge Chutte de la Lilly Geysers d'Andranomandrotra milalao rano Droit d'entrée amin'ireo toerana tsidihina Tsy misy vola hafa aloanareo intsony NB: samy mitondra sakafo na mividy any à partir 6000ar. Aza adino ny akanjo entina milalao rano. Ireto ny daty isafidianana : Samedi 15 Novembre Dimanche 16 Novembre Sam 29 Novembre Dim 7 Dec Sam 20 Dec Dim 21 Dec Sam 10 Janvier 2026 Dim 11 Janv Sam 31 Janv Dim 1 Fév Sam 14 Fév Dim 15 Fév Dim 8 Mars Dim 28 Mars Sam 29 Mars Iza ny datinareo ?
ity indray ny 2) WEEK-END camping AMPEFY (2 jours) 20 - 21 Décembre 14 - 15 Février 95.000ar par personne fotsiny nge e! Sady afaka aloa 19.000ar par semaine fotsiny mandritra ny 5 semaines zany! TOUT COMPRIS ! Ireto avy efa ao anatiny : Transport aller-retour Tana (Anosy) Hébergement : 2 na 3 na 4 par tente ( efa misy tente équipée fa tsy mitondra intsony ianareo), misy douche mazava ho azy. Sakafo rehetra efa ao: 2 atoandro, 1 maraina, 1 hariva. transport amin'ireo fitsidihina îlot de la Vierge Chutte de la Lilly Geysers d'Andranomandrotra Feux de camps mahafinaritra be Jeux team building ampatsiro azy. Ambiance mety be na handeha irery aza amin'ity weekend ity rehefa tsy mahita namana, ampiarahantsika ekipa ny mitovy sokajy amin'io: célibataires, couples, maman, andao daholo indray ary, identifiéo ilay namana tokony iaraka amintsika rehetra ireny, Eh, PROMOTION mandalo mora loatra ireo fa araraoty 034 46 577 56 Promotion MORA BE
- EXCURSION AMPEFY ( une journée)
- WEEK-END AMPEFY ( 2 jours) Tena natao MORA BE indray ireto fa araraoty andao daholo indray ary eee EXCURSION AMPEFY 28.000ar par personne fotsiny nge e! Sady afaka aloa 2.000ar par jour mandritra ny 14 jours izany. ireto ny anatiny: Transport aller-retour Tana ( Anosy) Transport amin'ireo fitsidihina Îlot de la Vierge Chutte de la Lilly Geysers d'Andranomandrotra milalao rano Droit d'entrée amin'ireo toerana tsidihina Tsy misy vola hafa aloanareo intsony NB: samy mitondra sakafo na mividy any à partir 6000ar. Aza adino ny akanjo entina milalao rano. Ireto ny daty isafidianana : Samedi 15 Novembre Dimanche 16 Novembre Sam 29 Novembre Dim 7 Dec Sam 20 Dec Dim 21 Dec Sam 10 Janvier 2026 Dim 11 Janv Sam 31 Janv Dim 1 Fév Sam 14 Fév Dim 15 Fév Dim 8 Mars Dim 28 Mars Sam 29 Mars Iza ny datinareo ?
ity indray ny 2) WEEK-END camping AMPEFY (2 jours) 20 - 21 Décembre 14 - 15 Février 95.000ar par personne fotsiny nge e! Sady afaka aloa 19.000ar par semaine fotsiny mandritra ny 5 semaines zany! TOUT COMPRIS ! Ireto avy efa ao anatiny : Transport aller-retour Tana (Anosy) Hébergement : 2 na 3 na 4 par tente ( efa misy tente équipée fa tsy mitondra intsony ianareo), misy douche mazava ho azy. Sakafo rehetra efa ao: 2 atoandro, 1 maraina, 1 hariva. transport amin'ireo fitsidihina îlot de la Vierge Geysers d'Andranomandrotra Feux de camps mahafinaritra be Jeux team building ampatsiro azy. Ambiance mety be na handeha irery aza amin'ity weekend ity rehefa tsy mahita namana, ampiarahantsika ekipa ny mitovy sokajy amin'io: célibataires, couples, maman, andao daholo indray ary, identifiéo ilay namana tokony iaraka amintsika rehetra ireny, Eh, PROMOTION mandalo mora loatra ireo fa araraoty 034 46 577 56
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks