
Ampefy : Geysers, Chutes d'Eau et Plage | Évasion Inoubliable le 18 Avril 2026!
Vita soa aman-tsara ny Lundi de Pâques! Nanao ahoana ny fety tany aminareo? Ny anay teto amin’ny Escale Voyages Madagascar dia tena nahafinaritra sy feno fahatsiarovana tany Ampefy! Jereo ange ireto sary ireto e! Mbola maro ny nangataka, koa dia indro ary ny fotoana manaraka ho antsika izay mbola te-hiala voly: Samedi18 Avril 2026 Toerana tsidihina: Geyser d'Ampefy Chute de la Lily Ilot de la Vierge Plage d'Ampefy Saran-dalana: 30.000 Ar monja isan'olona! (Efa tafiditra ao ny: transport aller et retour, ticket rehetra, ary guidage). Sakafo: Samy mitondra ny sakafony ny tsirairay, na azo atao koa ny mividyany an-toerana (izay mety anao). Toerana voafetra! Aza miandry farany fa mandria toerana dieny izao. Tonga dia miditra hafatra miafina mivantana (MP) Na antsoy ny: +261345571162 /+261342733981 Escale Voyages Madagascar Explorez Vivez Souriez!!! Vita soa aman-tsara ny Lundi de Pâques! Nanao ahoana ny fety tany aminareo? Ny anay teto amin’ny Escale Voyages Madagascar dia tena nahafinaritra sy feno fahatsiarovana tany Ampefy! Jereo ange ireto sary ireto e! Mbola maro ny nangataka, koa dia indro ary ny fotoana manaraka ho antsika izay mbola te-hiala voly: Samedi18 Avril 2026 Toerana tsidihina: Geyser d'Ampefy Chute de la Lily Ilot de la Vierge Plage d'Ampefy Saran-dalana: 30.000 Ar monja isan'olona! (Efa tafiditra ao ny: transport aller et retour, ticket rehetra, ary guidage). Sakafo: Samy mitondra ny sakafony ny tsirairay, na azo atao koa ny mividyany an-toerana (izay mety anao). Toerana voafetra! Aza miandry farany fa mandria toerana dieny izao. Tonga dia miditra hafatra miafina mivantana (MP) Na antsoy ny: +261345571162 /+261342733981 Escale Voyages Madagascar Explorez Vivez Souriez!!!
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




