Évasion à Ampefy : Chutes & Geysers d'Analavory | Réservez Maintenant !

Évasion à Ampefy : Chutes & Geysers d'Analavory | Réservez Maintenant !

Ampefy
Publié le: 2026-04-17
Publié par: RDN Expédition
+261347024997

Kely sisa dia lasa ny Alahady 19 Mbola mandray réservation Voafetra ny toerana Kely sisa dia lasa ny Alahady 19 Mbola mandray réservation Voafetra ny toerana RDN Expédition ALAHADY IZAO – MIANDRY ANAO AMPEFY ! Te hiala sasatra kely? Te haka rivotra madio sy hankafy natiora akaiky an’Antananarivo? Tongava miaraka amin’ny RDN EXPÉDITION hitsidika ireo toerana 3 tsy hay adinoina any Analavory Chute de la Lily Geysers d’Analavory Chute d’Analasoa 32 000 Ar ihany (transport + entrée + guide + shooting photo pro) Acompte : 10 000 Ar Départ : 6h15 Anosy (parking devant HJRA) Bonus : Sary pro ho souvenir (kalitao pro, prêt à poster Voafetra ny toerana – efa manomboka miha feno ! Aza miandry ela sao tara Réservation : MP na 034 70 249 97 ALAHADY IZAO – MIANDRY ANAO AMPEFY ! Te hiala sasatra kely? Te haka rivotra madio sy hankafy natiora akaiky an’Antananarivo? Tongava miaraka amin’ny RDN EXPÉDITION hitsidika ireo toerana 3 tsy hay adinoina any Analavory Chute de la Lily Geysers d’Analavory Chute d’Analasoa 32 000 Ar ihany (transport + entrée + guide + shooting photo pro) Acompte : 10 000 Ar Départ : 6h15 Anosy (parking devant HJRA) Bonus : Sary pro ho souvenir (kalitao pro, prêt à poster Voafetra ny toerana – efa manomboka miha feno ! Aza miandry ela sao tara Réservation : MP na 034 70 249 97

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks