
Tuléar : Aventures Inoubliables en 8 Jours au Bord de l'Océan
A vous de choisir !!! 𝐂𝐨𝐮𝐜𝐨𝐮 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐨̂ !!! Hiresaka kely momba ny voyage rehetra karakarainay any #TULEAR sy ny manodidina azy isika. Circuit 3 be izao no ataonay any amin'iny faritra iny ka anjaranao ny misafidy. #𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥_𝗔𝗠𝗕𝗔𝗧𝗢𝗠𝗜𝗟𝗢: circuit 8 jours et 7 nuits, amin'ny tarif 𝟏.𝟐𝟓𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 . Excursions 4 no atao any : Excursion à Ifaty -Mangily-Madiorano, visite Forêt des baobabs, visite dune d' Andaboy, Excursion à Anakao et Nosy Ve, Excursion à Ambatomilo, Excursion à Saint Augustin, passage au Tropique de Capricorne, visite Grotte de Sarodrano, piscine naturelle Andoharano. #𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥_𝗔𝗠𝗕𝗔𝗧𝗢𝗠𝗜𝗟𝗢_𝗔𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗗𝗔𝗢𝗞𝗔_𝗠𝗢𝗥𝗢𝗠𝗕𝗘-𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥. 8 jours et 7 nuits ihany koa ary faranana amin'ny excursion any ANAKAO sy NOSY VE. Tarif : à partir de 𝟭.𝟴𝟵𝟱.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 . Ity circuit ity indray dia natokana hitetezana ny faritra avaratry TULÉAR any no ahitana ireo plage tena tsara. #𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥_𝗘𝗧_𝗦𝗘𝗦_𝗘𝗡𝗩𝗜𝗥𝗢𝗡𝗦_𝗣𝗔𝗥_𝗔𝗩𝗜𝗢𝗡. 7 jours et 6 nuits hitetezana ny faritra atsimo sy avaratry TULÉAR ary ireo manodidina. Tombony lehibe amin'ity ny fitsidihana ny Parc National TSIMANAMPESOTSA, Anakao sy Nosy Ve, Ambatomilo, Saint Augustin... Tarif :𝟯.𝟴𝟱𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 Amin'ireo circuits rehetra ireo dia efa tafiditra ao avokoa ny Transport rehetra, terrestre, maritime, aérien, ny Hebergement, ny Restauration rehetra any an-toerana ary ny ticket d'entrée sy ny guidage amin'ireo toerana ho tsidihina. 𝐈𝐧𝐟𝐨𝐬 𝐞𝐭 𝐫𝐞́𝐬𝐞𝐫𝐯𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 : : 𝟎𝟑𝟒𝟎𝟗𝟑𝟕𝟎𝟎𝟒 : 𝐋𝐨𝐭 𝐈𝐥 𝐌 𝟖𝟓 𝐓𝐄𝐑 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀𝐕𝐈𝐑𝐎 𝐂𝐨𝐮𝐜𝐨𝐮 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐨̂ !!! Hiresaka kely momba ny voyage rehetra karakarainay any #TULEAR sy ny manodidina azy isika. Circuit 3 be izao no ataonay any amin'iny faritra iny ka anjaranao ny misafidy. #𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥_𝗔𝗠𝗕𝗔𝗧𝗢𝗠𝗜𝗟𝗢: circuit 8 jours et 7 nuits, amin'ny tarif 𝟏.𝟐𝟓𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 . Excursions 4 no atao any : Excursion à Ifaty -Mangily-Madiorano, visite Forêt des baobabs, visite dune d' Andaboy, Excursion à Anakao et Nosy Ve, Excursion à Ambatomilo, Excursion à Saint Augustin, passage au Tropique de Capricorne, visite Grotte de Sarodrano, piscine naturelle Andoharano. #𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥_𝗔𝗠𝗕𝗔𝗧𝗢𝗠𝗜𝗟𝗢_𝗔𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗗𝗔𝗢𝗞𝗔_𝗠𝗢𝗥𝗢𝗠𝗕𝗘-𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥. 8 jours et 7 nuits ihany koa ary faranana amin'ny excursion any ANAKAO sy NOSY VE. Tarif : à partir de 𝟭.𝟴𝟵𝟱.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 . Ity circuit ity indray dia natokana hitetezana ny faritra avaratry TULÉAR any no ahitana ireo plage tena tsara. #𝗧𝗨𝗟𝗘𝗔𝗥_𝗘𝗧_𝗦𝗘𝗦_𝗘𝗡𝗩𝗜𝗥𝗢𝗡𝗦_𝗣𝗔𝗥_𝗔𝗩𝗜𝗢𝗡. 7 jours et 6 nuits hitetezana ny faritra atsimo sy avaratry TULÉAR ary ireo manodidina. Tombony lehibe amin'ity ny fitsidihana ny Parc National TSIMANAMPESOTSA, Anakao sy Nosy Ve, Ambatomilo, Saint Augustin... Tarif :𝟯.𝟴𝟱𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 Amin'ireo circuits rehetra ireo dia efa tafiditra ao avokoa ny Transport rehetra, terrestre, maritime, aérien, ny Hebergement, ny Restauration rehetra any an-toerana ary ny ticket d'entrée sy ny guidage amin'ireo toerana ho tsidihina. 𝐈𝐧𝐟𝐨𝐬 𝐞𝐭 𝐫𝐞́𝐬𝐞𝐫𝐯𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 : : 𝟎𝟑𝟒𝟎𝟗𝟑𝟕𝟎𝟎𝟒 : 𝐋𝐨𝐭 𝐈𝐥 𝐌 𝟖𝟓 𝐓𝐄𝐑 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀𝐕𝐈𝐑𝐎
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



