
Rando-Camping à Anjiro : Nature, Détente & Feu de Camp Inoubliable
Réservé-o dieny izao ny placenao Coucou be daholoHo antsika te andeha randonnée anefa tsy te hody avy eo fa hoe reraka be, mety be aminareo ity Rando-Camping karakarain'ny Nature et Nous ity.Avy hoentinay mijery paysage milay be ianareo, hijery cascade tsara be, hilomano ao amin'ny piscine naturel Anjiro, dia hoentinay indray manao feu de camp ao ANJIRO foana ihany, anal'azy be isika, hitendry guitare, hanatonotono,hitatasika( afaka mihaino anareo eo izahay n'inoninona resaka mandeha eo), hirevirevy e.Amin'ny 2-3 MAI an Fandrio dieny izao ny toerana dia hoento ny namana, fianakaviana, mety foana ihany koa na couple na andeha irery.Ndao fa aventure miavaka no miandry anareo any Coucou be daholo Ho antsika te andeha randonnée anefa tsy te hody avy eo fa hoe reraka be, mety be aminareo ity Rando-Camping karakarain'ny Nature et Nous ity. Avy hoentinay mijery paysage milay be ianareo, hijery cascade tsara be, hilomano ao amin'ny piscine naturel Anjiro, dia hoentinay indray manao feu de camp ao ANJIRO foana ihany, anal'azy be isika, hitendry guitare, hanatonotono,hitatasika( afaka mihaino anareo eo izahay n'inoninona resaka mandeha eo), hirevirevy e. Amin'ny 2-3 MAI an Fandrio dieny izao ny toerana dia hoento ny namana, fianakaviana, mety foana ihany koa na couple na andeha irery. Ndao fa aventure miavaka no miandry anareo any
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




