Randonnée Inoubliable à Eco Village Tsaratanana | Aventure & Détente !

Randonnée Inoubliable à Eco Village Tsaratanana | Aventure & Détente !

Publié le: 2026-04-14
Publié par: IVATO 105 VTT
+261384801701
+261384201701
+261344658189

Miarahaba antsika rehetra !!! Ity indray ary ny fotoana hiarahana amin’ny randonnée manaraka Toerana vaovao sady tena mahafinaritra, misy toerana ahafahana miala voly tsara, ary tsy lavitra! Toerana : Eco Village TSARATANANA Daty : Alahady 10 May 2026 Fahatongavana : 07h30 Fiaingana : 08h00 eo amin’ny rond-point BANI IVATO Mitondrà :- Aro loha (casque)- Rano- Sakafo maivana- Fitaovana fanamboarana VTT- Sakafo atoandro Sara-pidirana : 4 000 Ar Hisy kilalao isan-karazany ho ataontsika ao, hanamafisana ny fiarahana , ny finamanana , ary fahatsiarovana mamy sady ahazoana loka ihany koa! Infolines(WhatsApp) :034 46 581 89 / 038 48 017 01 Tongava maro fa ho fotoana tsy hay hadinoina indray ity! Miarahaba antsika rehetra !!! Ity indray ary ny fotoana hiarahana amin’ny randonnée manaraka Toerana vaovao sady tena mahafinaritra, misy toerana ahafahana miala voly tsara, ary tsy lavitra! Toerana : Eco Village TSARATANANA Daty : Alahady 10 May 2026 Fahatongavana : 07h30 Fiaingana : 08h00 eo amin’ny rond-point BANI IVATO Mitondrà :

  • Aro loha (casque)
  • Rano
  • Sakafo maivana
  • Fitaovana fanamboarana VTT
  • Sakafo atoandro Sara-pidirana : 4 000 Ar Hisy kilalao isan-karazany ho ataontsika ao, hanamafisana ny fiarahana , ny finamanana , ary fahatsiarovana mamy sady ahazoana loka ihany koa! Infolines(WhatsApp) : 034 46 581 89 / 038 48 017 01 Tongava maro fa ho fotoana tsy hay hadinoina indray ity! Miarahaba antsika rehetra !!! Ity indray ary ny fotoana hiarahana amin’ny randonnée manaraka Toerana vaovao sady tena mahafinaritra, misy toerana ahafahana miala voly tsara, ary tsy lavitra! Toerana : Eco Village TSARATANANA Daty : Alahady 10 May 2026 Fahatongavana : 07h30 Fiaingana : 08h00 – eo amin’ny rond-point BANI IVATO Mitondrà :- Aro loha (casque)- Rano- Sakafo maivana- Fitaovana fanamboarana VTT raha simba - Sakafo atoandro Sara-pidirana : 4 000 Ar Hisy kilalao isan-karazany ho ataontsika ao, hanamafisana ny fiarahana , ny finamanana , mba ho fahatsiarovana mamy sady ahazoana loka ihany koa! Infolines(WhatsApp) :034 46 581 89 / 038 42 017 01 Tongava maro fa ho fotoana tsy hay hadinoina indray ity! #IVATO105VTT #TSARATANANA #ECOvillage #AVENTURE #Nature #PAPETERIEdelegance #autoEcoleInnovationMahitsy #coursmanambina #Okaz2france #itsak_otentik39 Fiaingana : 08h00 – eo amin’ny rond-point BANI IVATO
  • Fitaovana fanamboarana VTT raha simba Hisy kilalao isan-karazany ho ataontsika ao, hanamafisana ny fiarahana , ny finamanana , mba ho fahatsiarovana mamy sady ahazoana loka ihany koa! 034 46 581 89 / 038 42 017 01 #IVATO105VTT #TSARATANANA #ECOvillage #AVENTURE #Nature #PAPETERIEdelegance #autoEcoleInnovationMahitsy #coursmanambina #Okaz2france #itsak_otentik39

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks