
Ampefy : Aventure Nature, Geysers & Chutes d'Eau | Réservez votre Sortie !
dim 30 novembre ,voyage à ampefy ️Mbola misy places disponibles 034 54 497 39 dim 30 novembre ,voyage à ampefy ️Mbola misy places disponibles 034 54 497 39 Aventure Aventure · Suivre 25 novembre 2025 𝐕𝐎𝐘𝐀𝐆𝐄 𝐎𝐑𝐆𝐀𝐍𝐈𝐒𝐄̨ 𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐘 -Dimanche 30 novembre indray no date manaraka hitondranay anareo te hiala sasatra ,hiova rivotra kely any Itasy Ao anatin'io tontolo andro rehetra io no hitondranay anareo hitsidika toerana 3 ka noho izany dia manana fotoana malalaka tsara ianareo ankafizana ny tontolo any Ampefy, hanaovanareo activités malalaka mandritra ny fitsidihantsika : les geysers d'Andranomandroatra (rano mivoaka amin'ny vato ,dobo & massage samy avy amin'ny argile avokoa ,sy ny maro hafa) Chute de la lily (ho tantarain'ny guide aminareo ny tantaran'ireto rano hitanareo amin'ny sary ireto ,mitaingina kayak ,tyrolienne , sns.. ) 2ème chute/Grande chute (Efa tany ve ianareo Any no afahanareo milomano malalaka ,tsy misy atahorana,natao ho an'ny ankizy sy olon-dehibe toy ny amin'ny sary Tarif an'izay rehetra izay : 32 000ar/pers Iantohanareo : SAKAFO ATOANDRO ,activités payantes (Kayak, tyrolienne, massage, sns..) Laharana tokana azahoana anay sy hanaovana réservation ary :
- 034 54 497 39 𝐕𝐎𝐘𝐀𝐆𝐄 𝐎𝐑𝐆𝐀𝐍𝐈𝐒𝐄̨ 𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐘 -Dimanche 30 novembre indray no date manaraka hitondranay anareo te hiala sasatra ,hiova rivotra kely any Itasy Ao anatin'io tontolo andro rehetra io no hitondranay anareo hitsidika toerana 3 ka noho izany dia manana fotoana malalaka tsara ianareo ankafizana ny tontolo any Ampefy, hanaovanareo activités malalaka mandritra ny fitsidihantsika : les geysers d'Andranomandroatra (rano mivoaka amin'ny vato ,dobo & massage samy avy amin'ny argile avokoa ,sy ny maro hafa) Chute de la lily (ho tantarain'ny guide aminareo ny tantaran'ireto rano hitanareo amin'ny sary ireto ,mitaingina kayak ,tyrolienne , sns.. ) 2ème chute/Grande chute (Efa tany ve ianareo Any no afahanareo milomano malalaka ,tsy misy atahorana,natao ho an'ny ankizy sy olon-dehibe toy ny amin'ny sary Tarif an'izay rehetra izay : 32 000ar/pers Iantohanareo : SAKAFO ATOANDRO ,activités payantes (Kayak, tyrolienne, massage, sns..) Laharana tokana azahoana anay sy hanaovana réservation ary :
- 034 54 497 39
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


