
Ampefy : Promo Vacances au MamyBull – Séjour Inoubliable en Famille !
Ampefy
Publié le: 2025-07-18
Publié par: Luck Randrianarivony
+26133139063
+26134481157
Dieny izao dia efa eritrereto ihany ny hitondrana ny ankizy amin'izao grandes vacances izao fa mba mila maka rivotra kosa ry reto an Na ilay ankizy nahavita année scolaire sy fanadinam- panjakana na ilay ankizin'ialahy isany reraka ny rotorotom- piainana ao Chez MamyBull - Hôtel et Restaurant Ampefy Dia faly manolotra anareo Promo vacance
- Chambre double : 50.000 Ariary ( 10 jours ou plus )
- Chambre familiale ( 4 adultes et 2 enfants) : 100.000 Ariary Misy eau chaude,wifi et TV daholo ny chambre na double na familiale
- Afaka mahandro sakafo -Tente pour 35.000Ar la nuitée -Location de Bajaj : 20.000 Ariary pour visiter Ampefy Tsy ireo ihany an , mbola manana activités maro isan- karazany ry zareo :
- Piscine (5.000 Ariary / personne)
- Terrain de basket
- Orchestre complet ( Afaka mitendry- ento Ilay dadatoa musicien sy ny ekipany) -Karaoké Restaurant: Sakafo matsiro sy manara- penitra ( misao,glace,pizza,tacos,.....@ vidiny Mirary oa) Afaka mandray lanonana koa: mariage, fiançailles, baptême, réunion de famille,...... Toerana : akaikin'ny poste Analavory ( 120 Km Miala avy aty Tana) 034 48 115 73 / 033 13 906 35 Facebook: Chez Mamybull- Hôtel et restaurant Ianareo sisa no andrasana #Ampefy #vacances #mamybull #toeranafitsangatsanganana #fety Dieny izao dia efa eritrereto ihany ny hitondrana ny ankizy amin'izao grandes vacances izao fa mba mila maka rivotra kosa ry reto an Na ilay ankizy nahavita année scolaire sy fanadinam- panjakana na ilay ankizin'ialahy isany reraka ny rotorotom- piainana ao Chez MamyBull - Hôtel et Restaurant Ampefy Dia faly manolotra anareo Promo vacance
- Chambre double : 50.000 Ariary ( 10 jours ou plus )
- Chambre familiale ( 4 adultes et 2 enfants) : 100.000 Ariary Misy eau chaude,wifi et TV daholo ny chambre na double na familiale
- Afaka mahandro sakafo -Tente pour 35.000Ar la nuitée -Location de Bajaj : 20.000 Ariary pour visiter Ampefy Tsy ireo ihany an , mbola manana activités maro isan- karazany ry zareo :
- Piscine (5.000 Ariary / personne)
- Terrain de basket
- Orchestre complet ( Afaka mitendry- ento Ilay dadatoa musicien sy ny ekipany) -Karaoké Restaurant: Sakafo matsiro sy manara- penitra ( misao,glace,pizza,tacos,.....@ vidiny Mirary oa) Afaka mandray lanonana koa: mariage, fiançailles, baptême, réunion de famille,...... Toerana : akaikin'ny poste Analavory ( 120 Km Miala avy aty Tana) 034 48 115 73 / 033 13 906 35 Facebook: Chez Mamybull- Hôtel et restaurant Ianareo sisa no andrasana #Ampefy #vacances #mamybull #toeranafitsangatsanganana #fety
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


