
Makay : Aventure inoubliable à 1.800.000 Ar | Offre Limitée !
Ataoko amin'ny teny Malagasy mihintsy ity Hoan'ireo efa ela no naniry hitsidika an'i Makay ity tolotra ity.Fihenam-bidy goavana tsy ampoizin'ny maro nefa tena misy. Fa hoan'ireo toerana 2 sisa tavela amin'ilay fitsidihana any Makay ny 10 - 16 aprily ho avy izao ihany. Natao 1.800.000ar isan'olona fa tsy 2.100.000ar intsony.Eny, efa akaiky fa tsy mbola tara sady izay no maha aventure azy e !Satria raha hiandry fotoana malalaka dia rahoviana indray ?Dia hahita fihenam-bidy toy ity ve ?Araraoty fa 7 andro bé izao anie Ilay izy e, miainga Tana miverina Tana.Efa raisinay an-tanana ny rehetra fa mandeha sisa ianareo dia mankafy ny hakanton'i Makay Ka inona indray no andrasana ?Ao amin'ny 034 63 795 75 no manao réservation.Izay Tonga aloha no mahazo azy a.Zay fa any Makay mihaona zany— à Massif du Makay. Ataoko amin'ny teny Malagasy mihintsy ity Hoan'ireo efa ela no naniry hitsidika an'i Makay ity tolotra ity. Fihenam-bidy goavana tsy ampoizin'ny maro nefa tena misy. Fa hoan'ireo toerana 2 sisa tavela amin'ilay fitsidihana any Makay ny 10 - 16 aprily ho avy izao ihany. Natao 1.800.000ar isan'olona fa tsy 2.100.000ar intsony. Eny, efa akaiky fa tsy mbola tara sady izay no maha aventure azy e ! Satria raha hiandry fotoana malalaka dia rahoviana indray ? Dia hahita fihenam-bidy toy ity ve ? Araraoty fa 7 andro bé izao anie Ilay izy e, miainga Tana miverina Tana. Efa raisinay an-tanana ny rehetra fa mandeha sisa ianareo dia mankafy ny hakanton'i Makay Ka inona indray no andrasana ? Ao amin'ny 034 63 795 75 no manao réservation. Izay Tonga aloha no mahazo azy a. Zay fa any Makay mihaona zany— à Massif du Makay.
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



