
Voyage d'Études à Mahajanga 2025 : Profitez d'une Expérience Inoubliable !
Mahajanga
Publié le: 2025-11-06
Publié par: Dina Ratsirahonana
+26134166016
+26134867837
Voyage d'études Majunga 2025 Mendrika ihanoka ny hakanton'ny Madagasikara amin'ny lafiny rehetra ny zanaka Malagasy. Andao ary hiaraka amin'Mafana Tour hanatanteraka ny voyage d'études anareo aty Mahajanga, ny soa fianatra e, efa nankafy sy nametraka fitokisana taminay avokoa ireo oniversitea maro isan-karazany : UPRIM, Acbs, ISPM, STICOM, INE, sns... Hamaivanao ny raharaha miandry , aleo tena "Voyage d'études" tokoa no atao. Eto ny ekipan'Mafana Tour hanamaivana ny dianareo. 23.000 Ar/ pers/ j monja anie ry zareo dia efa miadana be ny ankizy e. Raha Mahazo: -Dortoir : capacité jusqu' à 100 pax
- Repas complète: Petit-déjeuner + déjeuner (vary, laoka, crudités, jus) + Dîner ,menus au choix.
- Grande salle de briefing et réunion -Animation karaoke ou pool party. Ka tsy aleo ve miaraka amin'ny matihanina , manana taratasy mazava, NIF/STAT, Assurance tour opérateur, contrat de voyage, bulletin de réservation. Mahazaka izahay na olona 100 isa ary na mihoatra. Tonga dia afaka omaninay ihany koa ny visite touristique sy entreprise izay alehanareo aty miaraka amin'ireo guide anay izay anisan'ireo kalaza indrindra aty Mahajanga. Manana koa isika ireo bus afaka hofaina raha ivezivezy eto an-toerana. Raha te ho voalohany dia aleo miaraka amin'ny voalohany e. Ialao ny fitapitaka ataon'ireo tsy matihanina. Ataovy ny famandrihan-toerana fa efa maro ny mamandrika an. Raha mahaliana anao izany dia manasa anao iditra hafatra miafina na iantso ny 034 86 783 75 Whatsapp: +261 34 16 601 60 Instagram: Tour Mafana E-mail: mafanatour401@gmail.com Voyage d'études Majunga 2025 Mendrika ihanoka ny hakanton'ny Madagasikara amin'ny lafiny rehetra ny zanaka Malagasy. Andao ary hiaraka amin'Mafana Tour hanatanteraka ny voyage d'études anareo aty Mahajanga, ny soa fianatra e, efa nankafy sy nametraka fitokisana taminay avokoa ireo oniversitea maro isan-karazany : UPRIM, Acbs, ISPM, STICOM, INE, sns... Hamaivanao ny raharaha miandry , aleo tena "Voyage d'études" tokoa no atao. Eto ny ekipan'Mafana Tour hanamaivana ny dianareo. 23.000 Ar/ pers/ j monja anie ry zareo dia efa miadana be ny ankizy e. Raha Mahazo: -Dortoir : capacité jusqu' à 100 pax
- Repas complète: Petit-déjeuner + déjeuner (vary, laoka, crudités, jus) + Dîner ,menus au choix.
- Grande salle de briefing et réunion -Animation karaoke ou pool party. Ka tsy aleo ve miaraka amin'ny matihanina , manana taratasy mazava, NIF/STAT, Assurance tour opérateur, contrat de voyage, bulletin de réservation. Mahazaka izahay na olona 100 isa ary na mihoatra. Tonga dia afaka omaninay ihany koa ny visite touristique sy entreprise izay alehanareo aty miaraka amin'ireo guide anay izay anisan'ireo kalaza indrindra aty Mahajanga. Manana koa isika ireo bus afaka hofaina raha ivezivezy eto an-toerana. Raha te ho voalohany dia aleo miaraka amin'ny voalohany e. Ialao ny fitapitaka ataon'ireo tsy matihanina. Ataovy ny famandrihan-toerana fa efa maro ny mamandrika an. Raha mahaliana anao izany dia manasa anao iditra hafatra miafina na iantso ny 034 86 783 75 Whatsapp: +261 34 16 601 60 Instagram: Tour Mafana E-mail: mafanatour401@gmail.com
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks
