
Makay : Voyage Aventure Inoubliable à Prix Réduit ! Réservez Votre Place !
Ataoko amin'ny teny Malagasy mihintsy ity Hoan'ireo efa ela no naniry hitsidika an'i Makay ity tolotra ity. Fihenam-bidy goavana tsy ampoizin'ny maro nefa tena misy. Fa hoan'ireo toerana 2 sisa tavela amin'ilay fitsidihana any Makay ny 10 - 16 aprily ho avy izao ihany. Natao 1.800.000ar isan'olona fa tsy 2.100.000ar intsony. Eny, efa akaiky fa tsy mbola tara sady izay no maha aventure azy e ! Satria raha hiandry fotoana malalaka dia rahoviana indray ? Dia hahita fihenam-bidy toy ity ve ? Araraoty fa 7 andro bé izao anie Ilay izy e, miainga Tana miverina Tana. Efa raisinay an-tanana ny rehetra fa mandeha sisa ianareo dia mankafy ny hakanton'i Makay Ka inona indray no andrasana ? Ao amin'ny 034 63 795 75 no manao réservation. Izay Tonga aloha no mahazo azy a. Zay fa any Makay mihaona zany— à Massif du Makay. Ataoko amin'ny teny Malagasy mihintsy ity Hoan'ireo efa ela no naniry hitsidika an'i Makay ity tolotra ity. Fihenam-bidy goavana tsy ampoizin'ny maro nefa tena misy. Fa hoan'ireo toerana 2 sisa tavela amin'ilay fitsidihana any Makay ny 10 - 16 aprily ho avy izao ihany. Natao 1.800.000ar isan'olona fa tsy 2.100.000ar intsony. Eny, efa akaiky fa tsy mbola tara sady izay no maha aventure azy e ! Satria raha hiandry fotoana malalaka dia rahoviana indray ? Dia hahita fihenam-bidy toy ity ve ? Araraoty fa 7 andro bé izao anie Ilay izy e, miainga Tana miverina Tana. Efa raisinay an-tanana ny rehetra fa mandeha sisa ianareo dia mankafy ny hakanton'i Makay Ka inona indray no andrasana ? Ao amin'ny 034 63 795 75 no manao réservation. Izay Tonga aloha no mahazo azy a. Zay fa any Makay mihaona zany— à Massif du Makay.
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



