Madagascar 2026 : Renouveau Touristique & Artisanat | Événements Immanquables

Madagascar 2026 : Renouveau Touristique & Artisanat | Événements Immanquables

Publié le: 2026-01-07

7 janvier 𝙁𝙄𝙕𝘼𝙃𝘼𝙉𝙏𝘼𝙉𝙔 𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙎𝘼 𝙏𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙏𝘼𝙉𝙅𝙊𝙉𝘼 2026: Ho an’ny taona 2026, asa lehibe maro no vinavinain’ny MTA ho fampiroboroboana ny fizahantany sy ny asa tanana, izay fanoitra lehibe ho an’ny toe-karen’ny Firenena. 𝘼𝙨𝙖 𝙡𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙝𝙖𝙢𝙚𝙝𝙖𝙣𝙖 : Fanarenana ny Miami Toamasina, ho lasa toerana manintona mpizahantany maneho ny hakanton’i Madagasikara. Fanatsarana ny Parc Tsimbazaza, ao anatin’ny fankalazana ny faha-100 taonany. Fanamboarana ny lalana Andasibe–Mantadia (17 km) hanamorana ny fitsidihana ilay valan-javaboahary malaza. Fanamboarana ireo “points noirs” Belo–Bekopaka (30 km) alohan’ny fisokafan’ny saison touristique. Fandraisana anjara amin’ireo hetsika iraisam-pirenena (France, ITB Berlin, Londres, Réunion) hampiroboroboana ny Destination Madagascar sy ny Asa tanana Vita Malagasy. Fanavaozana ny Code Nationale du Tourisme sy fananganana ny FNPT & FNPA ho fanohanana maharitra ny sehatra. Hetsika lehibe : Festival des Baobabs – Morondava Festival des Baleines – Anakao/Tuléar ITM 2026 sy ny Assises internationales du Tourisme Asa maro mbola miandry, saingy firaisan-kina sy fiaraha-mientana no antoka hampandrosoana ny fizahantany sy ny asa tanana, ho tombontsoan’ny Firenena iray manontolo. Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar Lily Rafaralahy 𝙁𝙄𝙕𝘼𝙃𝘼𝙉𝙏𝘼𝙉𝙔 𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙎𝘼 𝙏𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙏𝘼𝙉𝙅𝙊𝙉𝘼 2026: Ho an’ny taona 2026, asa lehibe maro no vinavinain’ny MTA ho fampiroboroboana ny fizahantany sy ny asa tanana, izay fanoitra lehibe ho an’ny toe-karen’ny Firenena. 𝘼𝙨𝙖 𝙡𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙝𝙖𝙢𝙚𝙝𝙖𝙣𝙖 : Fanarenana ny Miami Toamasina, ho lasa toerana manintona mpizahantany maneho ny hakanton’i Madagasikara. Fanatsarana ny Parc Tsimbazaza, ao anatin’ny fankalazana ny faha-100 taonany. Fanamboarana ny lalana Andasibe–Mantadia (17 km) hanamorana ny fitsidihana ilay valan-javaboahary malaza. Fanamboarana ireo “points noirs” Belo–Bekopaka (30 km) alohan’ny fisokafan’ny saison touristique. Fandraisana anjara amin’ireo hetsika iraisam-pirenena (France, ITB Berlin, Londres, Réunion) hampiroboroboana ny Destination Madagascar sy ny Asa tanana Vita Malagasy. Fanavaozana ny Code Nationale du Tourisme sy fananganana ny FNPT & FNPA ho fanohanana maharitra ny sehatra. Hetsika lehibe : Festival des Baobabs – Morondava Festival des Baleines – Anakao/Tuléar ITM 2026 sy ny Assises internationales du Tourisme Asa maro mbola miandry, saingy firaisan-kina sy fiaraha-mientana no antoka hampandrosoana ny fizahantany sy ny asa tanana, ho tombontsoan’ny Firenena iray manontolo. Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar Lily Rafaralahy

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks