Madagasikara 2026 : Nouveaux Projets Touristiques pour une Destination Éblouissante !

Madagasikara 2026 : Nouveaux Projets Touristiques pour une Destination Éblouissante !

Publié le: 2026-01-09
Publié par: Fanavaozana ve?

Fanavaozana ny Code du Tourisme sy "Destination Madagascar" Nampahafantarin’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Asa-tanana tamin’ity fiandohan’ny taona 2026 ity ireo asa efa natomboka sy mbola hotanterahina. Mazava ny hafatra : asa maro no efa mandeha ary mbola betsaka no miandry, ho fanamafisana ny "Destination Madagascar" sy ny andraikitry ny sehatra eo amin’ny toekarena nasionaly. Eo amin’ny fotodrafitrasa, mitohy ny tetikasa lehibe toa ny "Miami" ao Toamasina, ny fanavaozana an’i Tsimbazaza ho fankalazana ny faha-100 taonany, ary ny fanamboarana lalana mankany amin’ny valan-javaboary Andasibe–Mantadia sy ny Tsingy, hanamora ny fandraisana mpizahantany. Ho fanohanana ireo mpisehatra, kasaina ny fanavaozana ny Code du Tourisme sy ny fametrahana ny FNPT/FNPA, miaraka amin’ny fampiroboroboana an’i Madagasikara any ivelany amin’ny alalan’ny foara iraisam-pirenena sy hetsika ara-kolontsaina eto an-toerana mandritra ny taona 2026. Fanavaozana ny Code du Tourisme sy "Destination Madagascar" Nampahafantarin’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Asa-tanana tamin’ity fiandohan’ny taona 2026 ity ireo asa efa natomboka sy mbola hotanterahina. Mazava ny hafatra : asa maro no efa mandeha ary mbola betsaka no miandry, ho fanamafisana ny "Destination Madagascar" sy ny andraikitry ny sehatra eo amin’ny toekarena nasionaly. Eo amin’ny fotodrafitrasa, mitohy ny tetikasa lehibe toa ny "Miami" ao Toamasina, ny fanavaozana an’i Tsimbazaza ho fankalazana ny faha-100 taonany, ary ny fanamboarana lalana mankany amin’ny valan-javaboary Andasibe–Mantadia sy ny Tsingy, hanamora ny fandraisana mpizahantany. Ho fanohanana ireo mpisehatra, kasaina ny fanavaozana ny Code du Tourisme sy ny fametrahana ny FNPT/FNPA, miaraka amin’ny fampiroboroboana an’i Madagasikara any ivelany amin’ny alalan’ny foara iraisam-pirenena sy hetsika ara-kolontsaina eto an-toerana mandritra ny taona 2026.

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks