Madagascar 2026 : Nouveaux Projets Touristiques et Artisanaux à Découvrir !

Madagascar 2026 : Nouveaux Projets Touristiques et Artisanaux à Découvrir !

Publié le: 2026-01-07
Publié par: Rindra Andrianina

Taonan'ny asa ity taona 2026 ity raha ho an'ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar FIZAHANTANY sy ny ASA TANANA Asa maro no efa natomboka ary mbola miandry ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar ho an'ny taona vaovao 2026 :

  • Fanarenana ny Miami toamasina ho lasa toerana hisarihana mpizahantany ahitana ampahany amin'ny hakanton'ny Madagasikara amin'ny lafiny rehetra.
  • Fanatsarana ny parc Tsimbazaza ao anatin'ny fankalazana ny faha 100 taonany
  • Fanamboarana ny lalana mirefy 17km mampitohy an'Andasibe sy Mantadia hanamora ny fitsidihana ity valan-javaboahary manana ny toerany ity.
  • Fanamboarana ireo points noires anelanelan'ny Belo sy Bekopaka izay mirefy 30km raha atambatra, mialohan'ny fisokafan'ny saison.
  • Fikarakaraka sy fiatrehana hetsika iraisam-pirenena hampahafantarana ny destination madagasikara sy ny Asa tanana Vita Malagasy, toy izay ho atao any Frantsa ny volana mai ho avy izao, ITB Berlin, Londres, Réunion.
  • Fanolorana volavolan-dalàna ho an'ny code Nationale du Tourisme sy fananganana ny FNPT sy FNPA (Fond National pour la Promotion du Tourisme et de l'Artisanat).
  • Festival des baobabs : Morondava.
  • Festival des baleines : Anakao Tulear.
  • ITM 2026, miampy ny assises internationales du tourisme iarahana amin'ny Tourisme sans frontières. Tsy voatan'isa ireo asa miandry, fa andeha atambatra ny hery hampiroboroboana ireto sehatra, izay fanoitra ho an'ny toe-karen'ny Firenena ireto. Taonan'ny asa ity taona 2026 ity raha ho an'ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar FIZAHANTANY sy ny ASA TANANA Asa maro no efa natomboka ary mbola miandry ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar ho an'ny taona vaovao 2026 :
  • Fanarenana ny Miami toamasina ho lasa toerana hisarihana mpizahantany ahitana ampahany amin'ny hakanton'ny Madagasikara amin'ny lafiny rehetra.
  • Fanatsarana ny parc Tsimbazaza ao anatin'ny fankalazana ny faha 100 taonany
  • Fanamboarana ny lalana mirefy 17km mampitohy an'Andasibe sy Mantadia hanamora ny fitsidihana ity valan-javaboahary manana ny toerany ity.
  • Fanamboarana ireo points noires anelanelan'ny Belo sy Bekopaka izay mirefy 30km raha atambatra, mialohan'ny fisokafan'ny saison.
  • Fikarakaraka sy fiatrehana hetsika iraisam-pirenena hampahafantarana ny destination madagasikara sy ny Asa tanana Vita Malagasy, toy izay ho atao any Frantsa ny volana mai ho avy izao, ITB Berlin, Londres, Réunion.
  • Fanolorana volavolan-dalàna ho an'ny code Nationale du Tourisme sy fananganana ny FNPT sy FNPA (Fond National pour la Promotion du Tourisme et de l'Artisanat).
  • Festival des baobabs : Morondava.
  • Festival des baleines : Anakao Tulear.
  • ITM 2026, miampy ny assises internationales du tourisme iarahana amin'ny Tourisme sans frontières. Tsy voatan'isa ireo asa miandry, fa andeha atambatra ny hery hampiroboroboana ireto sehatra, izay fanoitra ho an'ny toe-karen'ny Firenena ireto.

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks