
Isalo : Oasis Naturelle & Piscine Émeraude | Une Aventure Inoubliable
𝗣𝗔𝗥𝗔𝗗𝗜𝗦𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗜𝗦𝗔𝗟𝗢 Ao afovoan’ny tany karankaina sy vatolampy mijoalajoala ao amin’ny 𝗣𝗮𝗿𝗰 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗱𝗲 𝗹’𝗜𝘀𝗮𝗹𝗼, dia misy toerana iray tsy mampino… 𝗣𝗶𝘀𝗰𝗶𝗻𝗲 𝗡𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝗹𝗹𝗲 — Cascade be misy dobo madio mangatsakatsaka, loharano velona avy amin’ny natiora, mitondra aina vaovao ho an’izay tonga eo.Rehefa mandalo lalana lavidavitra ianao, mamakivaky 𝗰𝗮𝗻𝘆𝗼𝗻 sy tontolo miavaka… tampoka eo, miseho eo anatrehanao ilay 𝗼𝗮𝘀𝗶𝘀 maitso sy rano mangatsiatsiaka, 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆: 𝘏𝘪𝘢𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘢𝘴𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘏𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘈𝘳𝘺 𝘩𝘢𝘩𝘢𝘵𝘴𝘢𝘱𝘢 𝘧𝘢 𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘷𝘦𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘩𝘢𝘵𝘴𝘢𝘳𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 Raha mitady traikefa tsy hay hadinoina ianao, 𝗜𝘀𝗮𝗹𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼. Aza misalasala mi-contact raha te handeha hitsidika — izahay hanampy anao hahita ity zava-mahagaga ity! Andritiana Todisoa Heriniaina Edmond 𝗢𝗿𝗴𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗱𝗲 𝘃𝗼𝘆𝗮𝗴𝗲 à 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗽𝗽 +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟲𝟵 𝟰𝟮𝟯 𝟮𝟳#isalo #Madagascar #Tourisme #organisateur #voyage #tour_madagascar @à la une 𝗣𝗔𝗥𝗔𝗗𝗜𝗦𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗜𝗦𝗔𝗟𝗢 Ao afovoan’ny tany karankaina sy vatolampy mijoalajoala ao amin’ny 𝗣𝗮𝗿𝗰 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗱𝗲 𝗹’𝗜𝘀𝗮𝗹𝗼, dia misy toerana iray tsy mampino… 𝗣𝗶𝘀𝗰𝗶𝗻𝗲 𝗡𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝗹𝗹𝗲 — Cascade be misy dobo madio mangatsakatsaka, loharano velona avy amin’ny natiora, mitondra aina vaovao ho an’izay tonga eo. Rehefa mandalo lalana lavidavitra ianao, mamakivaky 𝗰𝗮𝗻𝘆𝗼𝗻 sy tontolo miavaka… tampoka eo, miseho eo anatrehanao ilay 𝗼𝗮𝘀𝗶𝘀 maitso sy rano mangatsiatsiaka, 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆: 𝘏𝘪𝘢𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘢𝘴𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘏𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘈𝘳𝘺 𝘩𝘢𝘩𝘢𝘵𝘴𝘢𝘱𝘢 𝘧𝘢 𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘷𝘦𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘩𝘢𝘵𝘴𝘢𝘳𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 Raha mitady traikefa tsy hay hadinoina ianao, 𝗜𝘀𝗮𝗹𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼. Aza misalasala mi-contact raha te handeha hitsidika — izahay hanampy anao hahita ity zava-mahagaga ity! Andritiana Todisoa Heriniaina Edmond 𝗢𝗿𝗴𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗱𝗲 𝘃𝗼𝘆𝗮𝗴𝗲 à 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗽𝗽 +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟲𝟵 𝟰𝟮𝟯 𝟮𝟳 #isalo #Madagascar #Tourisme #organisateur #voyage #tour_madagascar @à la une
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



