Week-end Détente à Vohimana : Nature, Cascade & Excursion Gratuite !

Week-end Détente à Vohimana : Nature, Cascade & Excursion Gratuite !

Publié le: 2026-03-04
+261388330834
+261326110091

https://www.facebook.com/share/p/1DffZuP6Rz/?mibextid=wwXIfr 4 mars à 10:04 Tandremo fa raha ho any Vohimana miaraka aminay ianao dia ho lavitra ny STRESS ary ho serein(e) be rehefa maheno ilay feona cascade mikoriana, lasa babo tanteraka amin’ny natiora Hatramin’ny dimanche 08 mars 2026 ihany ity CADEAU ity 01 Résa = 01 excursion GRATUITE OFFERTE Ireto ihany ny datitsika amin’ity 2026 ity @week-end de détente any Vohimana Date:

  • 25 au 26 avril 2026
  • ⁠26 au 27 juin 2026
  • 28 au 29 juin 2026
  • ⁠18 au 19 juillet 2026
  • 01 au 02 août 2026
  • 22 au 23 septembre 2026
  • 24 au 25 octobre 2026
  • ⁠21 au 22 novembre 2026
  • ⁠12 au 13 décembre 2026 Ho hitantsika any an-toerana: -Cascade maro sy piscine naturelle (aza adino ny maillot de bain -Paysage maitso mavana -Karazana biby maro samihafa: gidro, sahona, tanalahy... -Plante médicinale Inclus : -Transport Aller-retour -Hebergement (Ecolodge Relais du Naturaliste) -Sakafo rehetra any an-toerana (Soir j1, Matin j2, Midi j2) -Rano 1l isan'andro -Ticket d'entrée sy ny frais de guidage -Portage Sandrasoa-Vohimana-Sandrasoa -Boisson & grillade mandritra ny feu de camp Tarif: 250 000ar/pers 2 par bungalow 225 000ar/pers 4 par bungalow 205 000ar/pers 6 par bungalow 175 000ar/pers 8 (dortoir) 165 000ar/pers camping Étranger: +30 000ar Shooting gratuit à gogo Tsy adino ny zumba et divers jeux & animation ary indrindra ny feux de camp -Départ: devant ny Tranom-bokim-pirenena Anosy akaiky ny Carlton amin'ny 6:30 -Résa: 150 000ar/pers Fandrio ao amin'ny mp ary ny toerana na antsoy ny 032 61 100 91/038 83 308 34 Tandremo fa raha ho any Vohimana miaraka aminay ianao dia ho lavitra ny STRESS ary ho serein(e) be rehefa maheno ilay feona cascade mikoriana, lasa babo tanteraka amin’ny natiora Hatramin’ny dimanche 08 mars 2026 ihany ity CADEAU ity 01 Résa = 01 excursion GRATUITE OFFERTE Ireto ihany ny datitsika amin’ity 2026 ity @week-end de détente any Vohimana Date:
  • 25 au 26 avril 2026
  • ⁠26 au 27 juin 2026
  • 28 au 29 juin 2026
  • ⁠18 au 19 juillet 2026
  • 01 au 02 août 2026
  • 22 au 23 septembre 2026
  • 24 au 25 octobre 2026
  • ⁠21 au 22 novembre 2026
  • ⁠12 au 13 décembre 2026 Ho hitantsika any an-toerana: -Cascade maro sy piscine naturelle (aza adino ny maillot de bain -Paysage maitso mavana -Karazana biby maro samihafa: gidro, sahona, tanalahy... -Plante médicinale Inclus : -Transport Aller-retour -Hebergement (Ecolodge Relais du Naturaliste) -Sakafo rehetra any an-toerana (Soir j1, Matin j2, Midi j2) -Rano 1l isan'andro -Ticket d'entrée sy ny frais de guidage -Portage Sandrasoa-Vohimana-Sandrasoa -Boisson & grillade mandritra ny feu de camp Tarif: 250 000ar/pers 2 par bungalow 225 000ar/pers 4 par bungalow 205 000ar/pers 6 par bungalow 175 000ar/pers 8 (dortoir) 165 000ar/pers camping Étranger: +30 000ar Shooting gratuit à gogo Tsy adino ny zumba et divers jeux & animation ary indrindra ny feux de camp -Départ: devant ny Tranom-bokim-pirenena Anosy akaiky ny Carlton amin'ny 6:30 -Résa: 150 000ar/pers Fandrio ao amin'ny mp ary ny toerana na antsoy ny 032 61 100 91/038 83 308 34

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks