Ambositra lodge:

Ambositra lodge:

Publié le: 2026-01-17
Publié par: Betsileo Tours
+261346882059

Ambositra lodge: Efa misokatra hoan'ny rehetra na olo-tsotra, Agence de voyage, Tour opérateur, guide sns Misy chambre, bungalow, terrain de camping. Toerana : Ankorina Ambositra NB: Rehefa tsitanlisany aho zay dia micamp ety sady mandeha mivavaka ( tourisme religieux) ety @ sary masina. Matériel misy ka. Misy terrain de foot sy basketball ary hoan'ny ankizy, Piscine mbola amboarina,MISY WIFI. Efa io ao io ny contact sy mail zareo tompoko. #tourismesolidaire Ambositra lodge: Efa misokatra hoan'ny rehetra na olo-tsotra, Agence de voyage, Tour opérateur, guide sns Misy chambre, bungalow, terrain de camping. Toerana : Ankorina Ambositra NB: Rehefa tsitanlisany aho zay dia micamp ety sady mandeha mivavaka ( tourisme religieux) ety @ sary masina. Matériel misy ka. Misy terrain de foot sy basketball ary hoan'ny ankizy, Piscine mbola amboarina,MISY WIFI. Efa io ao io ny contact sy mail zareo tompoko. #tourismesolidaire Betsileo Tours Agence de voyages

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks