
Betsileo Tours Agence de voyages Betsileo Tours se sent heureux avec Tsimanampetsotse Guide et 28 autres personnes à Ambositra, Amoron'i Mania. · Suivre 17 janvier à 04:21 Ambositra lodge: Efa misokatra hoan'ny rehetra na olo-tsotra, Agence de voyage, Tour opérateur, guide sns Misy chambre, bungalow, terrain de camping. Toerana : Ankorina Ambositra NB: Rehefa tsitanlisany aho zay dia micamp ety sady mandeha mivavaka ( tourisme religieux) ety @ sary masina. Matériel misy ka. Misy terrain de foot sy basketball ary hoan'ny ankizy, Piscine mbola amboarina,MISY WIFI. Efa io ao io ny contact sy mail zareo tompoko. #tourismesolidaire Ambositra lodge: Efa misokatra hoan'ny rehetra na olo-tsotra, Agence de voyage, Tour opérateur, guide sns Misy chambre, bungalow, terrain de camping. Toerana : Ankorina Ambositra NB: Rehefa tsitanlisany aho zay dia micamp ety sady mandeha mivavaka ( tourisme religieux) ety @ sary masina. Matériel misy ka. Misy terrain de foot sy basketball ary hoan'ny ankizy, Piscine mbola amboarina,MISY WIFI. Efa io ao io ny contact sy mail zareo tompoko. #tourismesolidaire
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



