Sainte-Marie : Vacances de Pâques 2026 | Évasion Inoubliable avec MADA OSSAN TRAVEL

Sainte-Marie : Vacances de Pâques 2026 | Évasion Inoubliable avec MADA OSSAN TRAVEL

Sainte Marie
Publié le: 2026-03-06
Publié par: Jessica Mada Tour
+261383375302
+261346171209
+261343175301

Tanteraho ny nofinao miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Tsy Aleonao manapakevitra Dia eo akaiko no mipetraka #Doka anie andeha eeee Aza tara fa kelikely sisa e Te hitsangatsangana sy hiala sasatra amin’ity vacances de Pâques 2026 ve ianao?Tongava hiara-dia aminay hankany amin’ilay nosy paradisa Sainte-Marie , manomboka ny 08 Aprily ka hatramin’ny 14 Aprily 2026. Fialan-tsasatra feno fahafinaretana, fitsangatsanganana ary fahitana zava-baovao no miandry anao! Tafiditra ao anatin’ny sarany: Fitaterana an-tanety : Antananarivo ➜ Toamasina Fitaterana an-dranomasina : Toamasina ➜ Sainte-Marie Sakafo : maraina – atoandro – hariva Toerana fatoriana Saram-pitsidihana sy tapakila Mpitarika (guide) mandritra ny fitsidihana Rano mineraly 1 litatra isan’andro Fandaharam-pitsidihana voalamina tsara Toerana sy hetsika ho tsidihina: Parc d’Ivoloina Site culturel Fouille Point Île aux Nattes sy ireo tora-pasika mahafinaritra Fitsidihana manodidina ny Île aux Nattes sy ny lagona avaratr’i Sainte-Marie Piscine naturelle Baie d’Ampanihy Fizahantany amin’ny lakana ao anaty mangrove Maison Blanche (fijery panoramika 360°) Ilots Dames Fanandramana sakafo nentim-paharazana Cascade d’Atanadava Île aux Sables Tsy tafiditra ao anatin’ny sarany: Zava-pisotro sy filàna manokana Sakafo eny an-dalana any Toamasina Sarany: 980 000 Ar / olona 1 100 000 Ar / vahiny Misokatra izao ny famandrihana!Aza tara fa voafetra ny toerana. WhatsApp: 034 61 712 09 Email: madatourgraciella@gmail.com Contact: 038 33 753 02 / 034 31 753 01 Mandehana mamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Dokadokan'Ambohimangakely Tanteraho ny nofinao miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Tsy Aleonao manapakevitra Dia eo akaiko no mipetraka #Doka anie andeha eeee Aza tara fa kelikely sisa e Te hitsangatsangana sy hiala sasatra amin’ity vacances de Pâques 2026 ve ianao? Tongava hiara-dia aminay hankany amin’ilay nosy paradisa Sainte-Marie , manomboka ny 08 Aprily ka hatramin’ny 14 Aprily 2026. Fialan-tsasatra feno fahafinaretana, fitsangatsanganana ary fahitana zava-baovao no miandry anao! Tafiditra ao anatin’ny sarany: Fitaterana an-tanety : Antananarivo ➜ Toamasina Fitaterana an-dranomasina : Toamasina ➜ Sainte-Marie Sakafo : maraina – atoandro – hariva Toerana fatoriana Saram-pitsidihana sy tapakila Mpitarika (guide) mandritra ny fitsidihana Rano mineraly 1 litatra isan’andro Fandaharam-pitsidihana voalamina tsara Toerana sy hetsika ho tsidihina: Parc d’Ivoloina Site culturel Fouille Point Île aux Nattes sy ireo tora-pasika mahafinaritra Fitsidihana manodidina ny Île aux Nattes sy ny lagona avaratr’i Sainte-Marie Piscine naturelle Baie d’Ampanihy Fizahantany amin’ny lakana ao anaty mangrove Maison Blanche (fijery panoramika 360°) Ilots Dames Fanandramana sakafo nentim-paharazana Cascade d’Atanadava Île aux Sables Tsy tafiditra ao anatin’ny sarany: Zava-pisotro sy filàna manokana Sakafo eny an-dalana any Toamasina Sarany: 980 000 Ar / olona 1 100 000 Ar / vahiny Misokatra izao ny famandrihana! Aza tara fa voafetra ny toerana. WhatsApp: 034 61 712 09 Email: madatourgraciella@gmail.com Contact: 038 33 753 02 / 034 31 753 01 Mandehana mamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina miaraka amin’ny MADA OSSAN TRAVEL! Dokadokan'Ambohimangakely

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks