
Évasion à Ranomafana : Fête de Nouvel An dans la Nature Éblouissante!
Miainga avy eto Fianarantsoa Stëphãn Bęlõùh · Suivre 28 décembre 2025 VOYAGE ORGANISÉ 301 – Ranomafana Alahady 04 Janoary 2026 Ndao hiaraka hanao fialan-tsasatra sy fiarahabana tratry ny taona ao amin’ny tontolo voajanahary mahafinaritra any Ranomafana Saram-pandeha : Malagasy : 20.000 Ar Vahiny : 25.000 Ar Tafiditra ao anatin’ny sarany : Sarandalana aller-retour Fitsidihana cascade Piscine Animation miaraka amin’ny kilalao sy fizarana loka Ambiance mirindra sy fialamboly ho an’ny rehetra Zaza 5 taona miakatra : toerana iray Fisoratana anarana / Fanazavana : 038 86 531 65 – Mr Stephan Voafetra ny toerana, koa ataovy dieny izao ny réservation ! VOYAGE ORGANISÉ 301 – Ranomafana Alahady 04 Janoary 2026 Ndao hiaraka hanao fialan-tsasatra sy fiarahabana tratry ny taona ao amin’ny tontolo voajanahary mahafinaritra any Ranomafana Saram-pandeha : Malagasy : 20.000 Ar Vahiny : 25.000 Ar Tafiditra ao anatin’ny sarany : Sarandalana aller-retour Fitsidihana cascade Piscine Animation miaraka amin’ny kilalao sy fizarana loka Ambiance mirindra sy fialamboly ho an’ny rehetra Zaza 5 taona miakatra : toerana iray Fisoratana anarana / Fanazavana : 038 86 531 65 – Mr Stephan Voafetra ny toerana, koa ataovy dieny izao ny réservation !
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



